24/11/2025
🛡⚛ ?
💫fa satria ve, tsara sy mahasarika ny fivoarana dia ariana ny maha-malagasy.
Fa satria ve, tsara endrika sy manantsaina ny firenen-kafa dia hovaina ho toa NY azy koa ny anao? Tsy ratsy izany! Fa mahaiza mandinika eh🙂
💫Fa satria ve tsara sy mahasarika ny fahafinaretana mandalo vetivety dia poteinao ny akaiky anao.
❤Enao ne tsara eh😁.
Manja, mahay, manatalenta sy laza,manana mpanaraka maro koa👍
izahay ratsy,nefa aoka ho fantatrao fa samy ho faty isika😉 dia mitovy hiany zany😂
🇲🇬Malagasy aho, teraka teto madagasikara fa tsy tany andafy👶.
Fony vao teraka aho dia nono no sakafoko fa tsy toaka sy labiera!🍼 Ary ny anao😆
Zavatra malefaka sy matavy tsara mampitombo fa tsy nandoro ny atiko sy mahafanina ahy:
Nahazo tsirony ery aho tamin'izany ary satriko foana ny hinono eo aminy i neny,mitomany aho refa tsy nomeny.
💫Fa satria ve, efa lehibe dia tokony tsy anaraka ny teniny sy ny lahatrin'ny natiora,
Indrindra fa Zanahary(misy ireo tsy mino fa misy Atra).
Tsara izay tsara fa aoka ho fantatrao fa tsy ratsy akory ny tsara izay efa nisy sy nandalo teo aloa,fa izy mety tsy dia mahaliana anao intsony,NY maita sy mijery azy satria: EFA HITANAO NY KOLOTSAINY HAFA SY NY FAHAIZANY satria heverinao fa mahafinaritra anay ny maita azy dia manahaka azy enao😆
Tsy rarainao ny anao, tsy ampitomboinao.
💫Satria vé maditra noho ny lazany izy, dia tinao hioatra azy enao aminy ditra?
ARY RA TOA KA TENA MISY TOKOA NY HELO.
Ra ho any aminy helo ny lalana alehany dia ho any koa va re hianao?
Ra ho simba ny fony sy sainy ary ny vatany sy ny tontolony! Noho ny atina sns...
Dia ho simbaina tahaka azy ve ny anao. tsy ratsy NY any hafa fa hianao koa ange manana NY tsara eh😉.
😌tinao ve ny tenanao, tiavo ny namanao.
Jereo ny tanindrazana sy malagasy mitovy aminao.
🖖Tsy ratsy ra tinao izay mahay teny frantsay sy anglisy sy ireo teny hafa,
Tsy ratsy ra tianao ny manampahaizana satria tinao hitombo ny fahaizany.
Fa mba tiavo koa ny bado tahakanay mpanotatra fa mitady fitiavana mba ampitombo ny fitiavana ny hafa❤
🙏Jereo izay mahantra sy tsy mahay teny hafa-tsy gasy petaka : NY teny gasy aza mbola betsaka NY tsy hainay!
Aza mba arina tompoko izahay , ary aza potehina ny fiainanay SATRIA SAMY MPANDALO ISIKA NY ETO ANTANY.🛡😌