Rasazy Frida

Rasazy Frida Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasazy Frida, Home decor, Ambilobe.

✍️Tonga soa ato natokagna hivarotagna matériel sy hanomezagna torohevitry maro mombany Santé fa indrindra mère enfants(Femme enceinte🤰)
☑️Fahasalamagna mankariny anao🥰

Mazotoa mamaky 🥰
09/08/2025

Mazotoa mamaky 🥰

🌺TEST GROSSESSE :Mbola misy tsy mahay mampiasa vé?
Tsara ho fantatra :
👉vao tara ray andro aminy fotoana tokony andehanany ny Fadimbolana dia afaka manao test grossesse
👉Tara 6 jours ny Fadimbolana dia efa azo atao ny test grossesse ilay antsoina hoe " test de grossesse précoce "

👉Fa raha tiana ho fiable kokoa ny test dia 15 jours après firaisana mety nahabevoka no tena tsara hanaovana azy👍😍 ( izany hoe taminy période d'ovulation na fotoana nahalonaka no nanaovana ilay firaisana )

🌺 P**i vao maraina vao mifoha , ny antony dia mbola concentré tsara ny p**i dia mora hita ny tahany bhcg anaty p**i
🌺 Raha tsy vita vao maraina ny test dia afaka atao fona fa 3 ora taorinany p**i farany vao manao test indray
🌺Mety fona ny test de grossesse ary mahita fona rehefa misy fahataràn'ny fadimbolana efa ela ilay olona fa tsy votery vao maraina

Manankery hatraminy 99% ny test de grossesse urinaires(p**i) rehefa natao aorinany fahatarany Fadimbolana na koa 15 jours après firaisana 🤗
👉👉Raha misy mapisalasala dia afaka mamerina manao test herin'andro aoriana na koa manatona tobipahasalamana manao échographie pour confirmation

zavatra ilaina :
kopy kely madio asina p**i ,
p**i ,
test de grossesse ,

👉👉Arahana tsara fotsiny Ilay sary Kely eo amin'ny fonon'ilay test grossesse iny

ZARAO AMIN'NY HAFA

Page Torohevitra mahasoan-drasazy 😘

✓ Bonsoir atsika jiaby☺️👉Ato e misy Test d'ovulation : fizahagna jour d'ovulation , ahaizagna fa masaka tsara  atody(ovu...
07/08/2025

✓ Bonsoir atsika jiaby☺️
👉Ato e misy Test d'ovulation : fizahagna jour d'ovulation , ahaizagna fa masaka tsara atody(ovule) , mbala afaka miteraka tsara na tihiteraka lehilahy na viavy, Kay tsy mahay ny andro tsara anaovagna izy nony cycle miova2 na koa Mbala tsy tehiteraka nefa tsy mahay Manomboko ombiagna jour danger,ity solution mampesao ny test d'ovulation 🥰😊
👉15mill fmg fa mahazo aminay ato, aza tara mandefa mp na mikaiky 0322721154 fa tsy maro izy ato e❣️
Toeragna aty à Mahatsara, afaka magnatriky an-tragno zahay 😀

Mbolatsara ariva2 atsika jiaby 🥰 Ato e misy TEST D'OVULATION☑️👉Maro atsika  tsy mahay mazava hoe ombiagna Marigny ma pér...
25/07/2025

Mbolatsara ariva2 atsika jiaby 🥰
Ato e misy TEST D'OVULATION☑️
👉Maro atsika tsy mahay mazava hoe ombiagna Marigny ma période d'ovulation tsika???(Fotoagna hiboany ovule)‼️
✍️ Ary mety boaka fahaizatsika zegny agnisany antony maventy matonga atsika tsy mety mahazo Zaza(mavesatra)🤰
Io koa cycle irrégulier, satria draiky2 tsisy signe fekiny 😔
☑️Kay boaka , Zah nagnafatra TEST D'OVULATION ho fagnampiagna atsika jiaby zanaka🥰
Alifasa mp isany tadiavinao si intéressée na mikaiky 0322721154 fa tsy maro tavela ato e😍
Toeragna aty à Mahatsara, afaka magnatriky an-tragno zahay 😀

✍️Rasazy Rasazy Frida

🔍Fantatrao ve fa misy soritra manokana miseho Amin'ny vatanao rehefa ovulation ?Ireo fambara Amin'ny sary Dia mety anamp...
24/06/2025

🔍Fantatrao ve fa misy soritra manokana miseho Amin'ny vatanao rehefa ovulation ?
Ireo fambara Amin'ny sary Dia mety anampy anao hahalala hoe ovulation ve ianao sa tsia.
✅Mety ho ilaina ho an'ny maniry ho bevohoka na te hanara-maso ny cycle menstruel.
💡Ny fahalalana ny vatantsika = Fiarovana & Fahasalamana

Ireto avy Ary :
( Tsy voatery hiara hiseho daholo ☺️)
1️⃣ Fivoahan'ny "pertes" na koa hoe tsiranoka mitovy Amin'ny tapotsin'atody mivoaka amin'ny fitaovam-pananahana
•Be kokoa izy mihaotra nohon'ny isanandro
•Izy io dia mariky ny fitomboan'ny hormone estrogènes
•Raha maninjitra amin'ny rantsan-tanana izy dia mipetaka,lava tsara 👉Midika hoe feltile ianao .

2️⃣ Fanaintainana kely eo amin'ny ilany iray amin'ny Kibo ambany
• Toy ny tsindrona kely, na mikiky, tsy mafy loatra
• Matetika mandritra ny 24 Ora eo ho eo
• Mety hiseho amin'ny ilany havanana na havia - arakaraka ny ovaire miasa

3️⃣ Fiakarana kely ny mari-pana Amin'ny vatanao(température basale)
• Raha mandrefy isaky ny maraina dia mahita fiakarana 0,3 à 0,5 °C
=> Ohatra : 36.4°C -> lasa 36.8°C

4️⃣ Fiovaon'ny fihetsem-po sy filàna ara-nofo
• Mety hahatsapa te ho akaiky kokoa, te ho voatsapatsapa.(Libido)
• Matetika ny vatana dia milaza amin'ny fomba voajanahary fa vonona

5️⃣Ny nono mety malefaka na marary kely
• vokatry ny fiovan'ny hormonia
• Mety mitranga ao alohan'ny ovulation na aoriana kely

📆 Ovulation rehefa oviana?
➡️ Raha cycle 28 andro : matetika andro faha 14 no ovulation
➡️ Raha cycle 30 andro : ovulation amin'ny andro faha 16 eo ho eo
➡️ Tsy mitovy ny cycle rehetra, ka saina sy fambara ihany no manampy raha tsy manao test

🧪Fanamarihana
👉afaka mampiasa test d'ovulation (mivarotra eny amin'ny farmasia)
👉azonao atao ko ny manamarika ny daty sy ny fambara rehetra ao anaty calendrier na appli.

✍️Rasazy Frida 🫶

✍️ Mbolatsara atsika jiaby 🥰 Ato e misy raha tsara haintsika hoany Zay managna fagniriagna hahazo Zaza na efa mitondra v...
18/06/2025

✍️ Mbolatsara atsika jiaby 🥰
Ato e misy raha tsara haintsika hoany Zay managna fagniriagna hahazo Zaza na efa mitondra vohoka 🤰🤰
👉 Mazotoa mamaky fa mety mahasoa anao😉

☑️RHÉSUS NÉGATIF CHEZ LA MAMAN, RHÉSUS POSITIF CHEZ LE BÉBÉ…



C’est une question que beaucoup de femmes découvrent pendant la grossesse :

« On m’a dit que je suis Rhésus négatif, et que le bébé est peut-être Rhésus positif. Est-ce que c’est dangereux ? »

C’est une situation fréquente, bien prise en charge, qui permet d’avoir un bébé en parfaite santé.



C’EST QUOI LE RHÉSUS ?

Quand on fait une prise de sang pour connaître son groupe sanguin, on parle aussi de Rhésus.
C’est une petite caractéristique qui peut être :

• Rhésus positif (Rh+) : si tu as un certain marqueur dans ton sang

• Rhésus négatif (Rh−) : si tu ne l’as pas

Cela ne veut pas dire que l’un est mieux que l’autre.
Mais quand une femme Rh− est enceinte d’un bébé Rh+, ça peut créer un petit problème de compatibilité.



POURQUOI CELA PEUT POSER PROBLÈME ?

Le sang de la maman et celui du bébé ne se mélangent pas pendant la grossesse.
Mais parfois, un peu de sang du bébé peut passer dans le corps de la mère, par exemple :

• pendant l’accouchement,
• en cas de fausse couche,
• ou après un choc sur le ventre.

Si le sang du bébé est Rh+, le corps de la mère Rh− peut le considérer comme étranger.
Elle va alors fabriquer des anticorps pour se défendre, comme si c’était un microbe.

Ces anticorps ne font pas de mal à la maman, mais ils peuvent attaquer les globules rouges d’un futur bébé Rh+, lors d’une prochaine grossesse.



QUELS SONT LES RISQUES POUR LE BÉBÉ ?

Si les anticorps fabriqués par la mère traversent le placenta, ils peuvent :

• Détruire les globules rouges du bébé,
• Provoquer une anémie,
• Et dans les cas graves, mettre la vie du bébé en danger.

Mais ce problème peut être évité grâce à un traitement très simple.



LA SOLUTION : L’INJECTION ANTI-D

Pour éviter que le corps de la mère fabrique ces anticorps, on lui donne une injection appelée immunoglobuline anti-D.

C’est un traitement préventif qui agit comme un bouclier:

• Il empêche la maman de produire des anticorps,
• Il protège le bébé à venir,
• Et il préserve les futures grossesses.



QUAND FAIRE L’INJECTION ?

L’injection est généralement faite :

• Vers la 28e semaine de grossesse,

• Puis dans les 72 heures après l’accouchement, si le bébé est Rh+.

• Et aussi après une fausse couche, une interruption de grossesse, ou un traumatisme pendant la grossesse.



COMMENT SAVOIR SI ON EST CONCERNÉE ?

Dès les premiers mois de grossesse, un simple test sanguin permet de :

• Connaître ton groupe sanguin et ton Rhésus,

• Vérifier si tu as déjà des anticorps.

Si tu es Rh−, ton médecin ou ta sage-femme organisera le bon suivi pour que tout se passe bien.


La médecine, ma passion

👉 “Zaza matanjaka sady salama tsara ho avy tsy ho ela.”incha Allah🤲😍☑️Mirarisoa antsika magniry zaza sy mitady zanaka ji...
10/06/2025

👉 “Zaza matanjaka sady salama tsara ho avy tsy ho ela.”incha Allah🤲😍

☑️Mirarisoa antsika magniry zaza sy mitady zanaka jiaby🥰

✍️Rasazy Frida 🫶

👉Faly Magnano Mbolatsara atsika jiaby magnaraka Page ity 🥰 ☑️ Atsika iniany agnazava mikasiky:Ny mananasy sy ny datte di...
10/06/2025

👉Faly Magnano Mbolatsara atsika jiaby magnaraka Page ity 🥰

☑️ Atsika iniany agnazava mikasiky:Ny mananasy sy ny datte dia tsy tsara hoanina be loatra mandritra ny vohoka🚫⁉️
👉Ny mananasy mapalefaka ny col ary ny Datte manampy amin’ny contraction na manafoy ny durée de contraction (Fihetsehan-jaza) mandritran’ny vohoka azo hoanina fa tsy atao be loatra , à partir ny 3 éme trimestre eo no tena tsara mihinana azy ireo 🤗

Zany oe:Rehefa akaiky ho teraka iny (3 éme trimestre) no idealy satria manampy amin’ny fihetsehan-jaza sy manokatra ny vozon’ny tranonjaza ary mety hanamora ny fiterahana 🤰🏼

✍️Rasazy Frida 🫶

☑️FOMBA FAMATARAGNA FA MAVESATRA VIAVY ARAIKY 🤰Mazotoa mamaky 😉      Fecondation partie 1Misy fambara ahalalana fa bevok...
09/06/2025

☑️FOMBA FAMATARAGNA FA MAVESATRA VIAVY ARAIKY 🤰
Mazotoa mamaky 😉
Fecondation partie 1
Misy fambara ahalalana fa bevoka ny vehivavy :
Ireto ny famantarana fa mety bevohoka ny vehivavy:

Tsy tonga ny fadimbolana amin'ny fotoana andrasana.

Mahatsiaro ho reraka be na dia tsy nanao asa mafy aza.

Tsy manam-pitiavana sakafo sasany na maniry sakafo hafahafa.

Mibontsina sy mora marary ny nono.

Mahatsiaro fanaintainana maivana amin'ny kibo.

Mivadika ny tsiro sy fofona, mety hahatsapa ho tsy mahazaka fofona sasany.

Misy rà kely miseho, izay mety ho famantarana ny firaiketany ao amin'ny tranon-jaza.

Misy fiovana amin’ny fandevonan-kanina, toy ny fitohanana na fanaintainana kibo.

Miovaova be ny fihetseham-po, mora malahelo na tezitra tampoka.

Mahatsapa fiovana amin'ny vatana, toy ny hafanana na hasosorana tsy mahazatra.

Raha manana maromaro amin'ireo famantarana ireo ianao dia tsara manao test
Fantaro fa misy koa anefa ny oe bevoka fa ny regle mandeha ihany.
Zai n ilana hijerena ny signe isan karazany
Betsaka n signe ankoatra an reo fa io aloha no tena base
Environ 5 jour apres rs ireo voalaza reo de mety hitranga. Nefa tsy voatery hisy akory nefa
Ideal kokoa ny manao test de grossesse pour confirmation ☺️
👉Mp Zay Mila teste de grossesse na olo misy raha tiany agnotaniagna fa valiko 🥰

✍️Rasazy Frida 🫶

👉Un homme qui te soutient dans les moments les plus difficiles est un véritable pilier de ta vie. Pendant la grossesse, ...
07/06/2025

👉Un homme qui te soutient dans les moments les plus difficiles est un véritable pilier de ta vie. Pendant la grossesse, chaque instant compte, et un partenaire présent montre plus que de l’amour—il montre de la responsabilité et du respect. Comme le dit si bien l’adage : « Les plus beaux moments de la vie ne sont pas toujours parfaits, mais ce qui les rend spéciaux, c’est de les partager avec quelqu’un qui t’aime vraiment ».

☑️Soutenir une femme pendant cette période n’est pas juste une question de présence physique, c’est une preuve de dévouement et de force. « Un homme fort est celui qui sait être doux quand la vie devient dure ». Chaque geste compte, chaque mot encourageant reste gravé. Que ce soit pour tenir sa main ou écouter ses craintes, ces moments construisent un amour et un respect qui durent toute une vie 🥰♥️

✍️Rasazy Frida 🫶

Mbolatsara atsika jiaby 🥰 👉Maro atsika Mila fagnazavagna mikasiky FISA, io valiny mazotoa mamaky 😉 🔴Fa maninona no tsy m...
07/06/2025

Mbolatsara atsika jiaby 🥰
👉Maro atsika Mila fagnazavagna mikasiky FISA, io valiny mazotoa mamaky 😉

🔴Fa maninona no tsy misy règle rehefa manao fanabeazan'aizana ?
Misy ireo fanabeazan'aizana misy "hormones "( pillule combinée, implant, injection) izay manakana ny "ovaires" tsy handefa "ovule" , io no manova ny "cycle menstruel" ka mahatonga ny tsy fisian'ny fadimbolana voajanahary

🔴Ny "endomètre" (nofotra ao anatin'ny tranon-jaza), matevina izy io isam-bolana miomana ho amin'ny vohoka, fa rehefa manao fanabeazan'aizana misy "hormones" dia lasa manify ka zay no tsy mampisy ny règle satria ilay nofotra ho lasa rà aza manify kely

🔴Ny pilplan, DIU, mahatonga tsy fisian'ny règle ihany koa satria manova ny "équilibre hormonal"
Ireny règle itantsika rehefa mihinana pilplan ireny dia "règle artificiel"( Ilay vonga-panafody marron na koa hoe pause entre plaquette, no mahatonga ilay règle artificiel)

⛔Raha toa ka nijanona tsy hanao fanabeazan'aizana intsony nefa mbola tsy niverina ny règle, dia fantaro fa "effet temporaire" iny satria ny vatana mbola mamerina ilay fadimbolana voajanahary
Raha toa ka maharitra enimbolana tsy nahita règle taorian'ny fijanonana ny fanabeazan'aizana
Tsara raha manantona Dokotera na Rasazy ☺️

✍️Rasazy Frida 🫶

06/06/2025

Oooh 🫢

Address

Ambilobe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Frida posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category