L'atelier de ziona

L'atelier de ziona Ouvrage métallique sur mesure 😎
Raha vao resaka vy hoa dia kapoaka-nay 🔥
☎️ 034 03 172 61 ( whatsapp)

Tsy manao arendrina vy izahay fa aleo taratasy ihany 🤧Tratrin’ny asaramanitra daholo 🇲🇬
26/06/2026

Tsy manao arendrina vy izahay fa aleo taratasy ihany 🤧
Tratrin’ny asaramanitra daholo 🇲🇬

Pose photo kely farany avant livraison dia GO 😎🔥📌Porte cintre sur commande uniquement
25/06/2026

Pose photo kely farany avant livraison dia GO 😎🔥

📌Porte cintre sur commande uniquement

Programme du jour : - mamita pose varavarana any @ chantier + manisy anti-rouille - manao livraison porte cintre eny Far...
25/06/2026

Programme du jour :
- mamita pose varavarana any @ chantier + manisy anti-rouille
- manao livraison porte cintre eny Faravohitra

Izay vao mieritreritra ny tsipopoka sy afomanga 🥴🤧😁

Ary ny anareo ahoana ny pro?

Efa miverina mandray commande izahay fa aiza daholo ianareo ? 🥹 porte cintre, étagère, grille, vavahady sns…📌Raha toa ka...
22/06/2026

Efa miverina mandray commande izahay fa aiza daholo ianareo ? 🥹 porte cintre, étagère, grille, vavahady sns…

📌Raha toa ka hanao commande ianareo dia mila mandefa acompte 50%, iny no hantoka fa tena matotra ilay commande no sady hividianana matériaux 😊

Manasa anareo ary handefa mp na hiantso direct ny +261 34 03 172 61 😊

Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray 😊😉

Faly mahafantatra ny dadanareo rehetra 🤧😛Inona no tena hatsiarovanareo an’i dada? mba zarao aminay ao @ coms hoe ☺️Mirar...
21/06/2026

Faly mahafantatra ny dadanareo rehetra 🤧😛

Inona no tena hatsiarovanareo an’i dada? mba zarao aminay ao @ coms hoe ☺️

Mirary soa ny dada rehetra 🫶🙏🏻 mafy nareo 🥰

18/06/2026

Rehefa mba tongavan’ny mpanao gazety tampoka izany izahay tato amin’ny atelier 😅😅

Mankasitraka an’i Kultura TV-FM e 😁

18/06/2026

Ohatran’izao mihintsy ilay rehefa mahazo retour avy any amin’ny client 🥹😂

Iza koa no mila porte cintre afaka hanaovana balançoire ? 🤧😛

📌Raha vao resaka vy hoa dia kapoakanay 😎

Tsentsina my atelier 🫣. Tena ao anatin’ny asa lehibe izahay izao, izay mitaky fotoana sy ezaka. Misaotra betsaka foana n...
15/06/2026

Tsentsina my atelier 🫣. Tena ao anatin’ny asa lehibe izahay izao, izay mitaky fotoana sy ezaka. Misaotra betsaka foana ny fitokisana 🙏🏻… Tsy andrinay indray izay hitantaranay anareo ny @ ity ketrika ity fa aleo rehefa vita 😂…

Ho an’ireo izay te hanao commande dia efa misy maka filaharana sahady ao aorianan’ny 26 juin fa aza tara an!

Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray aloha e ☺️

Ny hafaliana lehibe indrindra ho anay dia rehefa miverina indray ny client 🥹…Tamin’ny voalohany izy nanao commande porte...
11/06/2026

Ny hafaliana lehibe indrindra ho anay dia rehefa miverina indray ny client 🥹…

Tamin’ny voalohany izy nanao commande porte‑cintre, ary izao niverina indray hanao commande vaovao.
Même modèle, couleur hafa. Porofo izany fa tsy hoe tapaka na tsy nety, fa tena afa‑po izy ka mbola niverina ☺️

(Ao amin’ny commentaire ny photo réelle 😊)

Ary ianao, rahoviana no hanao commande?

☎️ +261 34 03 172 61
📌Raha vao resaka vy hoa dia kapoaka-nay 😎

Address

Ambodivona

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'atelier de ziona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category