Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaozana

Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaozana Ity pejy ity dia natokana ho antsika Kristianina sy zanak'ampielezana eto @ Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaozana. Koa anasana antsika rehetra

Ireo karazana Sakramentaly.Ny Sakramentaly dia marika na famantarana ety ivelany, Ary mila hamasinin'ireo Pretra aloha. ...
25/11/2025

Ireo karazana Sakramentaly.
Ny Sakramentaly dia marika na famantarana ety ivelany, Ary mila hamasinin'ireo Pretra aloha.
Inona koa no fantatrao momba ireo Sakramentaly ?

FETIN'I KRISTY MPANJAKAโ€œ๐‘๐ฒ ๐‰๐ž๐ฌ๐จ๐š, ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐š๐ก๐จ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š๐จ.โ€๐Ÿ“Œ ๐—›๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎAndroany isika nankalaza...
23/11/2025

FETIN'I KRISTY MPANJAKA

โ€œ๐‘๐ฒ ๐‰๐ž๐ฌ๐จ๐š, ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐š๐ก๐จ ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š๐จ.โ€

๐Ÿ“Œ ๐—›๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ
Androany isika nankalaza ny ๐˜๐˜ฆ๐˜ต๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ช ๐˜’๐˜ณ๐˜ช๐˜ด๐˜ต๐˜บ ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข, Mpanjaka tokana izay tsy manjaka aminโ€™ny volamena sy voninahitra, fa manjaka amin'ny fitiavana sy famindram-po ary manompo an'Andriamanitra sy ny namana


Partie 1

Miarahaba antsika rehetra, nanomboka androany 22 novembre 2025 no misokatra ny pejy Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaoz...
22/11/2025

Miarahaba antsika rehetra, nanomboka androany 22 novembre 2025 no misokatra ny pejy Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaozana. koa anasana atsika rehetra hanaraka sy hizara izany.
Mankasitraka antsika

Address

Ambohitsilaozana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ekar Distrika Md Matio Ambohitsilaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share