27/11/2024
AKOHO POULET DE CHAIR ETO MAHAJANGA❗
Ho anareo mpanao lakozia , restaurant , gargote ,na buvette ... sns
Efa lehibe ny akoho ato Sady matavy tsara , inona no manankana anao tsy hividy ato aminay ?
Izahay Dia mivarotra lanja velona :
13000ar / kg , ary mahatratra hatramin'ny 2kg - 3kg ny akoho iray .
Araraoty fa vitsivitsy ihany izy ato .
Toerana : Mahajanga / Tsararano Ambony
Info : 032 74 129 58
Livraison gratuite raha mihoatra ny akoho 5
Midira MP raha Liana na miantso mivantana numéro etsy ambony