Observatoire National des Droits Humains - Androy

Observatoire National des Droits Humains - Androy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Observatoire National des Droits Humains - Androy, Home improvement, Mangarivotra, Ambovombe.

28/04/2026
👋Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy,Ao anatin’ny ezaka fanamafisana ny fiarovana sy ny fampiroboroboana ny zon’olombelo...
09/04/2026

👋Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy,

Ao anatin’ny ezaka fanamafisana ny fiarovana sy ny fampiroboroboana ny zon’olombelona eny ifotony, dia notanterahina ny 26 hatramin'ny 27/03/26 ny fampiofanana natokana ho an’ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny faritra Androy, izay hiandraikitra ny fanaraha-maso, ny fanaovana tatitra ary ny fandraiketana ireo tranga mety ho fanitsakitsahana ny zon’olombelona.

Ny fampiofanana dia notarihin’ireo Point Focal ao amin’ny distrika tsirairay avy, ary nahitana mpandray anjara 14 isaky ny distrika, araka izao manaraka izao :

Ambovombe : 14 mpiofana

Tsihombe : 14 mpiofana

Bekily : 14 mpiofana

Beloha : 14 mpiofana

Antanimora Atsimo : 14 mpiofana

âžĄïž Tanora miisa 70 no voaofana manerana ny faritra Androy.

Ity hetsika ity dia porofon’ny lanjan’ny fanamafisana ny fahaiza-manao sy ny andraikitry ny tanora amin’ny sehatry ny fiarovana, fanentanana ary fandraiketana ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona, ho fanohanana ny rafitra fiarovana eny ifotony.

🙏🙏 Isaorana manokana ireo Point Focal.

07/04/2026

Les droits humains ne sont pas un privilĂšge accordĂ© Ă  certains, mais une rĂ©alitĂ© qui doit ĂȘtre garantie Ă  tous, sans exception.
Chaque voix compte, chaque action a un impact. ✊
Bonne semaine Ă  toutes et Ă  tous !â˜ș
UN Peacebuilding Fund Madagascar - Fonds pour la Consolidation de la PaixObservatoire National des Droits humains-Région Haute matsiatraOrdh Androy "Observatoire Régional des Droits HumainsObservatoire National des Droits Humains - Région Atsimo AtsinananaObservatoire National des Droits Humains - AndroyObservatoire National des Droits Humains -Région Atsimo Atsinanana

👋 Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra eee.Notanterahina tany Fort-Dauphin ny 31 martsa ka hatramin'ny 02 aprily ny fi...
05/04/2026

👋 Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra eee.
Notanterahina tany Fort-Dauphin ny 31 martsa ka hatramin'ny 02 aprily ny fiofanana mikasika ny dinidinika fanentanana eny ifotony. NY HCDH no nampiofana na Haute Commissariat des Droits de l'Homme.
Natao ity fiofanana ity mba hanatsarana ny fahaiza manao ny fikambanana mpisehatra amin'ny tetik'asa LANDJA aty amin'ny faritra ANDROY sy ANOSY. Izay ahitana ny fikambanana Observatoire National des Droits Humains - Androyy, MOVE ON, MAGNASOA.

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy indray eeee!Io misy laharana maintso afaka antsoina mamaim-poana raha sendra mahita ...
17/03/2026

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy indray eeee!
Io misy laharana maintso afaka antsoina mamaim-poana raha sendra mahita na iharan'ny tsy fanajana ny zon'olombelona ianao.
Laharana hoa an'ny ANDROY rehetra (AMBOVOMBE, TSIHOMBE, ANTANIMORA, BEKILY).

Ny 05 Martsa 2026, notanterahina tao amin’ny biraon’ny PNUD_Tanambao–Ambovombe ny fivorian’ireo_fikambanana_mpiara-miomb...
07/03/2026

Ny 05 Martsa 2026, notanterahina tao amin’ny biraon’ny PNUD_Tanambao–Ambovombe ny fivorian’ireo_fikambanana_mpiara-miombon’antoka misehatra amin’ny fanatanterahana ny tetikasa LANDJA aty amin’ny faritra Androy, notarihin’ny Point Focal LANDJA Androy.
Nandray anjara tamin’izany ny fikambanana: ONDH Androy, MAGNASOA, ary MOOV ON, ka nifampizara ny tatira ny zava-bita, nizara traikefa, ary nandinika ireo paikady hanatsarana ny asa ho avy.

Address

Mangarivotra
Ambovombe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Observatoire National des Droits Humains - Androy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share