Andao hivoatsa

Andao hivoatsa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andao hivoatsa, Home improvement, Ampasimanjeva.

09/04/2026
01/04/2026

⚡NY HAKANTON'NY VEHIVAVY NY FARITRA ANALAMANGA :

🥨Izy no Miangola, mendrika sy voafidy ho Miss tamin'ity taona 2026 ity🌟💗

✅ Like sy Follow ny pejy Facebook: Mada Buzz Officiel

25/03/2026
02/03/2026

‼️⭕𝗟𝗘𝗛𝗜𝗟𝗔𝗛𝗬 𝗠𝗔𝗧𝗬 𝗧𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 #𝗙𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔
Lehilahy 55 taona no hita maty tampoka tao an-tokantranon’ny vehivavy iray 28 taona teny Imerinafovoany tamin’ny alin’ny zoma lasa teo. Araka ny voalazan’ilay vehivavy, teo am-panaovana ara-nofo izy ireo no tsy nihetsika intsony ilay lehilahy.
📌Nifankahafantatra tamin’ny voalohan’ny volana febroary tao amin’ny tambajotra sosialy, ary nifanaraka tamin’ny fifanekena ny ramatoa sy ny zanany ny lehilahy. Tamin’ny zoma teo ilay lehilahy no nitsidika azy, nifanaraka hanome vola aorian’ny fiarahan’izy ireo, ary teo no nitranga ny tsy nampoizina.

©️Midi Madagascar

12/02/2026

👉Mitalaho mafy amin'ny Mpanjakan'i Eswatini ity teratany vahiny iray fa te hiverina aty Madagasikara hono izy🤔😅

?

12/02/2026

🚨 TATITRA VONJIMAIKA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI
📅 Alarobia 11 Febroary 2026 tamin’ny 04 ora sy sasany hariva

📍 Faritra voakasika :
• Atsinanana
• Analamanga
• Analanjirofo
• Alaotra Mangoro

🔎 Ireo faritra 4 sy distrika 16 ao anatiny no efa voakasiky ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI.

📊 Vokatra vonjimaika :
👥 Namoy ny ainy : 31
• 29 Toamasina II
• 02 Ambatondrazaka
🧍‍♂️ Olona tsy hita : 04
🤕 Naratra mafy : 36
🏚️ Traboina : 250.406
• 68.406 tokatrano
🏠 Tokatrano niharam-boina tsy maintsy nafindra toerana : 6.870
• 1.743 tokatrano

⛺ Misy 28 Sites d’hébergements napetraka ao amin’ny distrika 16, ao anatin’ireo faritra 4 voakasika.

🎯 Marihina fa mbola mitohy ny fanombanana ny fahavoazana sy ny fanangonana ireo angom-baovao isan-tokony avy amin’ireo sampana eny anivon’ny BNGRC.

®️ BNGRC

11/02/2026

Address

Ampasimanjeva

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andao hivoatsa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share