Polaroid_MDG

Polaroid_MDG Tianao ho raiketina an-tsary ve ny fotoana maminao rehetra??

Tongasoa ato aminay🌸.
« Tontolo hafakely, Mamikely »

📍 Iray andro ihany dia vita.
📩Mandray commande 7j/7 izahay.
🛵 Livraison : Lundi au Samedi
🏠 Recuperation : Anosizato Ouest Coca .

Joyeuse Pâques 🐣✨🌸😍 Ahoana sy ahoana ny Programme antsika androany e?? Mandray commandes foana izahay saingy Semaines de...
03/04/2026

Joyeuse Pâques 🐣✨🌸😍

Ahoana sy ahoana ny Programme antsika androany e??
Mandray commandes foana izahay saingy Semaines de 12 vao misy ny livraison manaraka an 😘

Mba olombelona toy ny olombelona rehetra ihany mantsy ny admin dia mba mila maka aina sy manao fety kely koa 😁

Manaova fety miavaka daholo dia oroka mamy 😘😘

Manao Polaroid foana foana izahay dia mandray commande album koa ! (Ao amin’ny commentaire ny prix)

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026 💕❤️Enga anie ho taona zina sy feno fahombiazana hatrany ity taona vaovao ...
01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2026 💕❤️

Enga anie ho taona zina sy feno fahombiazana hatrany ity taona vaovao be ity 🥰 Hitombo hatrany ianareo mpanaraka ny pejy ary ho lasa alavitra isika tsirairay avy, ho samy tonga amin’ny tanjona iriany 🙏🏻

Ny tarifs antsika mbola tsy niova foana hatreto anh ☺️ fa kosa 05 Janvier no miverina mandray antsika izahay ..

Manaova fety sambatra daholo oh 🥰

« Misaotra 2025 🙏🏻 »« Misaotra antsika rehetra »Eto no hisaorana antsika rehetra , na ireo mpanjifa, na ireo mpanohana n...
30/12/2025

« Misaotra 2025 🙏🏻 »
« Misaotra antsika rehetra »

Eto no hisaorana antsika rehetra , na ireo mpanjifa, na ireo mpanohana ny pejy, na ianareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy … MISAOTRA ❤️

Faly izahay nanana anareo rehetra, tena faly, ary tsy ho toy izao ny pejy raha tsy ianareo rehetra tsy ankanavaka 🥹🥰 Na tsy tonga lafatra aza izahay dia teo foana ianareo ho anay, nanohana, nanoro, nanampy.

Ho taom-pahombiazana ihany koa anie ity taona vaovao miandry antsika ity ☺️
Arahabaina tratry ny farany dia enga anie ho samy tratry ny taona vaovao isika rehetra !!!

NB : Somary nisitaka kely niala ny Tana izahay dia tsy afaka namaly ny hafatra nalefantsika ao!
‼️‼️05 JANVIER 2026 izahay miverina dia amin’izay mandray ny commande tsika rehetra 🙏🏻 Ialana tsiny indrindra ! ‼️‼️

Oroka mamy dia manaova fety miavaka daholo 😘🎄

Hainareo ve hoe inona io ??? 🥰 Scrapbook ilay feuilles Noires iny izy io .. Ilay ametahana sary na asiana soratra na iza...
19/12/2025

Hainareo ve hoe inona io ??? 🥰

Scrapbook ilay feuilles Noires iny izy io .. Ilay ametahana sary na asiana soratra na izay hitiavanareo azy !

Couverture afaka atao izay tianareo toy izao 🥹❤️
Mety be atao cadeau 🎁 amin’izao , tian’ny ankizy ery 🥹

30.000ar fotsiny ihany anie dia mahavita zavatra mamy be ohatran’izao e !!!
Inona avy ilay 30.000ar zany ????

📍 01 carnet de 20 feuilles noires
📍 Couverture, dos personnalisable
📍 50photos Polaroid autocollant
📍 04 Stickers ( A6 )

🏠Point de Récupération : Anosizato Andrefana ( Tsy manana point de vente )
🛵 Livraison : manerana an’i Madagasikara
📞 034 02 209 80

Ansay eee🥹🥰❤️❤️ Mamy anie zany e🫶🏻 Ilay retour nareo toy izao oah mambabo fo kely no sady mampirisika anay hanome ny tsa...
24/11/2025

Ansay eee🥹🥰❤️❤️
Mamy anie zany e🫶🏻 Ilay retour nareo toy izao oah mambabo fo kely no sady mampirisika anay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay …
Misaotra misy ry reto anh …
Na dia tsy dia hita firy aza izahay teto amin’ny pejy amin’ny resaka publication dia ianareo teo foana nanjifa ❤️

Ny prix antsika mbola tsisy miova foana hatreto anh 🙏🏻
10.000ar ny 100photos be izao (7x7cm)

Ao amin’ny commentaire ny détails rehetra

‼️‼️ Tsara foana ny manamarina fa Nahazoana ahalalana tamin’ny tompony avokoa ny sary mivoaka eto amin’ny pejy ‼️‼️

📍 Anosizato Andrefana arrêt bus Coca ( Recuperation)
📞 034 02 209 80
🛵 Manao livraison eraky Madagasikara

Ela be tsy heno e? 🥹PROMOTION Mbola mitohy foana ty‼️Oui 100photos be izao no 10.000ar ato amin’ny Polaroid_MDG✅ 100phot...
23/11/2025

Ela be tsy heno e? 🥹
PROMOTION Mbola mitohy foana ty‼️

Oui 100photos be izao no 10.000ar ato amin’ny Polaroid_MDG

✅ 100photos : 10.000ar
Si autocollant 15.000ar ny 100photos (Autocollant izy ilay tonga dia mipetaka)
✅ Dimension 7*7cm

EFA PHOTO RÉELLE IREO ❌

Alefa Messenger ihany ny sary ary ny ampitso foana dia vita fa tsy miandry ela ianao.
Manao livraison izahay ary afaka recuperenao ihany koa.

🏠 Récupération : Anosizato andrefana arrêt bus coca
🛵 Livraison : A partir 3.000ar
📞 Contact : 034 02 209 80

Fa atao inona ary ireny sary mameno Finday ao reny ??? 😌 Alefaso aty aminay ho avadika mamy kely toy izao … ❤️ Tsy simba...
08/10/2025

Fa atao inona ary ireny sary mameno Finday ao reny ??? 😌 Alefaso aty aminay ho avadika mamy kely toy izao … ❤️ Tsy simba fa mitoetra mandrakizay…🙌🏻

30.000ar fotsiny ihany anie dia mahavita zavatra mamy be ohatran’izao e !!!
Inona avy ilay 30.000ar zany ????

📍 01 carnet de 20 feuilles noires
📍 Couverture, dos personnalisable
📍 50photos Polaroid autocollant
📍 04 Stickers ( A6 )

Jereo ny commentaire fa misy video mazava tsara 🥰

🏠Point de Récupération : Anosizato Andrefana ( Tsy manana point de vente )
🛵 Livraison : manerana an’i Madagasikara
📞 034 02 209 80

Tsy mbola nisy tao anatin’ny 02 taona nisian’ny pejy ty reto a😭❤️❤️Tena hoe faly loatra izahay manana anareo! Fa ny nata...
17/09/2025

Tsy mbola nisy tao anatin’ny 02 taona nisian’ny pejy ty reto a😭❤️❤️

Tena hoe faly loatra izahay manana anareo!
Fa ny nataon’ity mpanjifa iray tena niavaka loatra!

Tena hoe mamy loatra ary tena nandona ny fonay sy nampilatsadranomaso anay ny fihetsika nataony ❤️❤️

Raha mbola hitanao ity Publication ity dia mbola mamerina hatrany ny fankasitrahana anao izahay 😍🥰 Mankasitraka dia mirary soa anao , oroka mamy avy amin’ny ekipa rehetra !

[ Ataotsika ao amin’ny commentaire ihany ny tarifs Polaroid antsika amin’izao anh ]

Photo réelle ary ireo sa tsia oh ??? ❤️❤️ (Ao amin’ny commentaire ny valiny) Mankasitraka be dia be anareo mandrfa retou...
14/09/2025

Photo réelle ary ireo sa tsia oh ??? ❤️❤️
(Ao amin’ny commentaire ny valiny)

Mankasitraka be dia be anareo mandrfa retour tsara kely ohatranzao 🥹🙏🏻
Tena hoe mamy kely!
Betsaka ny retour nalefanareo mbola tsy voavooakanay fa hoezahinay 🥰❤️

Oroka mamy dia mankasitraka hatrany !

NB : sary nahazoanay ahalalana amin’ny tompony avokoa ireo 😚

‼️ PROMOTION Mbola mitohy ‼️Oui 100photos be izao no 10.000ar ato amin’ny Polaroid_MDG ✅ 100photos : 10.000ar Si autocol...
14/08/2025

‼️ PROMOTION Mbola mitohy ‼️

Oui 100photos be izao no 10.000ar ato amin’ny Polaroid_MDG

✅ 100photos : 10.000ar
Si autocollant 15.000ar ny 100photos (Autocollant izy ilay tonga dia mipetaka)
✅ Dimension 7*7cm

EFA PHOTO RÉELLE IREO ❌

Alefa Messenger ihany ny sary ary ny ampitso foana dia vita fa tsy miandry ela ianao.
Manao livraison izahay ary afaka recuperenao ihany koa.

🏠 Récupération : Anosizato andrefana arrêt bus coca
🛵 Livraison : A partir 3.000ar
📞 Contact : 034 02 209 80

Salama daholo ooo,??? Ela tsy dia actif izay ny pejy tatoato 🥹❕Any e ??? Aleo aloha somary hiezaka hanao publication mat...
11/08/2025

Salama daholo ooo,???
Ela tsy dia actif izay ny pejy tatoato 🥹❕
Any e ???

Aleo aloha somary hiezaka hanao publication matetika ihany izahay mba tsy hifanalavitra isika 🥰❤️

Ny Tarifs rehetra izay mbola afaka jifainareo dia ho ataotsika ao amin’ny commentaire 🫶🏻👇🏻

Hiezaka hamoaka tsikelikely ny retours mamibe alefanareo amin’izay izahay ☺️😍

Oroka mamy dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika hatrany izahay ekipan’ny Polaroid_MDG

Address

Anosizato
TANA102

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 12:00 - 17:00

Telephone

+261340220980

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Polaroid_MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category