Tolotra Voninkazo

Tolotra Voninkazo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tolotra Voninkazo, Garden Center, Antananarivo.

Des techniques d'irrigation, dans les zones où l'accès à l'eau est assez complexe.
25/10/2023

Des techniques d'irrigation, dans les zones où l'accès à l'eau est assez complexe.

Indro fomba iray azo hambolena Papay malakilaky sady mamokatra be..Maka rantsana papay ianao araka izany, izay rantsany ...
10/06/2023

Indro fomba iray azo hambolena Papay malakilaky sady mamokatra be..
Maka rantsana papay ianao araka izany, izay rantsany eny aminareo eny dia arahina ny fanaovana azy ao anaty sary. Somary tapahana kely ( jereo ny sary) ilay tahon ilay rantsana papay ary ahodidina eo ilay zezika ka fonosina sachet transparent, ary afaka andro vitsy vitsy dia mitsiry ilay fakany kely. Azo tapahina amin izay araka izany ilay rantsany ka afaka atsatoka amin ny tany mifamgaro zezika. Tondrahana sy karakaraina tsara ary dia hisy vetivety ny papay

Mila manana zezika “compost”tsara anefa izay mikasa hanao azy, tena mety ary mahavokatra aingana.

Le soja se cultive sur les sols où peuvent se cultiver d'autres céréales tels que le maïs, le sorgho etc. La culture peu...
10/06/2023

Le soja se cultive sur les sols où peuvent se cultiver d'autres céréales tels que le maïs, le sorgho etc. La culture peut se faire avec ou sans labour du champ.

Donc, il est possible de semer directement sans travail du sol. Mais, en optant pour un labour, il faut s'assurer de respecter une profondeur de 15 à 20 cm.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tolotra Voninkazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category