Mode by Larïe

Mode by Larïe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mode by Larïe, Home decor, Antananarivo.

🥰 Bienvenue chez Mode by larie💋
Zahay de mivarotra lamaody Na sac Na akanjo de ato aminay avokoa Friperie de misy iany kou vavao 🥰

Ka aza misalasala Ary Mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0333221503🥰

Ato daholy ny arrivage 🥰Abonnéo ny page de Partageo max ny publication fa mahazo cadeaux ❌
31/07/2025

Ato daholy ny arrivage 🥰
Abonnéo ny page de Partageo max ny publication fa mahazo cadeaux ❌

28/07/2025

Coucou, mirary herin'andro mafinaritra ho antsika rehetra 🤗
Tahin'ny tompo daholy 🥰

Bonjour daholy ny panaraka ny pejy ❤️ mbola misy ho anle Mbola ts nahazo 💋Ensemble short jogging coton (100%)🤗❌Prix :30....
23/07/2025

Bonjour daholy ny panaraka ny pejy ❤️
mbola misy ho anle Mbola ts nahazo 💋
Ensemble short jogging coton (100%)🤗
❌Prix :30.000ar ftsn❌ , couleur Gris , blanc ,bleu marine, moutarde
Alefaso mp ny commandenao miaraka amin'ny taille 🥰
Manao livraison n'aiza n'aiza misy anao 🚗
☎️0333221503☎️

Bonjour daholy ny panaraka ny pejy ❤️ Tonga amzay ny arrivagentsika 💋Ensemble short jogging coton (100%)🤗❌Prix :30.000ar...
21/07/2025

Bonjour daholy ny panaraka ny pejy ❤️
Tonga amzay ny arrivagentsika 💋
Ensemble short jogging coton (100%)🤗
❌Prix :30.000ar ftsn❌ , couleur Gris , blanc ,bleu marine, moutarde
Alefaso mp ny commandenao miaraka amin'ny taille 🥰
Manao livraison n'aiza n'aiza misy anao 🚗
☎️0333221503☎️

19/07/2025

Hello les filles 💋
Efa ho avy ndray ny arrivage 🤗

Aiaiaie❤️ 20.000 ar ✅ manoratra tsara sady en CUIR ☎️ 033 32 215 03☎️🛵 livraison tanà/ province
16/07/2025

Aiaiaie❤️ 20.000 ar
✅ manoratra tsara sady en CUIR

☎️ 033 32 215 03☎️
🛵 livraison tanà/ province

Hello les filles 💋 Tout à 25.000ar daholy reto fa araraoty fa mandalo ny mora 🤗 Sac bandoulière, sac épaule, sac GMManao...
16/07/2025

Hello les filles 💋
Tout à 25.000ar daholy reto fa araraoty fa mandalo ny mora 🤗
Sac bandoulière, sac épaule, sac GM

Manao livraison Tana /faritra 🚗
☎️033 32 215 03☎️

16/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mendrika Aharisoa Andrianasolo, Ihanitrasoa Linah, Andrian Tojonirina Tj, Seheno Amboara Narindra, Touckie Tia, Kya Noums Kely, Lalaina Mahefa, Larissa Walkeria, Solo Paul Mandresy, Jeannie Andravalah, Mihary Ranjatomahefa, Rakotosoa Anaïs, Myah Myah, Rt Daniel, Tsou Tsou, Fenosoa Hanitriniaina, Nïrîn Tsö Jùvëne, Röjo Ænïãh, Ana Rô Zy Làh, Kanto Fitia, Hani Tri Niala, Sasa Miana, Ängelïnäh Mariah, Elias Rt, Fly Go Go, Tianjanahary Tianjanahary, Ta Fita

Izy no bé point indrindra tamin'iny semaine iny 🥰 condition raha te hahazo point betsaka 👇✅ Invité ny namana ✅Partageo m...
14/07/2025

Izy no bé point indrindra tamin'iny semaine iny 🥰 condition raha te hahazo point betsaka 👇
✅ Invité ny namana
✅Partageo max daholy publication rehetra ato amin'ny pejy
✅Mentionneo ny namana anjifa

Mbola Mitohy fona Ty lalao antsika Ty an🥰Rehefa feno 15k tsika de zaraina le loka
14/07/2025

Mbola Mitohy fona Ty lalao antsika Ty an🥰
Rehefa feno 15k tsika de zaraina le loka

Loka 20.000ar ndray ny ho zaraina raha mahatratra 15k ka mandraisa anjara daholy 🤗
Conditions tsotra Kely fa Mila manaraka tsara 👇
✅ Abonné ny page
✅ Invité tout tes amis(capture+notification envoyé)
✅Partage (Groupe+mur )
Bonne chance daholy ❤️

Mirary herin'andro mafinaritra ho antsika rehetra indray ny tenako 🤗 🥰 Gilet mihaja kely❤️ 30.000 ar seulement 🌸 taille ...
14/07/2025

Mirary herin'andro mafinaritra ho antsika rehetra indray ny tenako 🤗 🥰
Gilet mihaja kely❤️ 30.000 ar seulement
🌸 taille S,M,L
Qualité tena oe tsara❤️
MORABE fa JP aingana

🏷️ 30.000 ar au lieu de 35.000 ar
Raha mbola ivarotra aza mbola mahazo

☎️ 033 32 215 03☎️
🛵 livraison tanà/ province

13/07/2025

Coucou les filles 💋
Lundi ndray ny arrivagentsika vavao fa inviteo fona ny namana 💋

Address

Antananarivo

Telephone

+261333221503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode by Larïe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category