VILLA Privée Soavinimerina

VILLA Privée Soavinimerina Lieu de détente et de loisirs

14/01/2026

1er fevrier sy ny 28fevrier sisa no daty libre volana fevrier ato aminay; fandrio dia ny izao. 0340493304

🎊 TRATRY NY TAONA VAOVAO ! 🎊Ny Villa Privée Soavinimerina dia mirary anareo ho tratry ny taona feno fahasalamana, fiadan...
31/12/2025

🎊 TRATRY NY TAONA VAOVAO ! 🎊

Ny Villa Privée Soavinimerina dia mirary anareo ho tratry ny taona feno fahasalamana, fiadanam-po ary fahombiazana.

🏡 Ho an’ity taona vaovao ity, tongasoa eto amin’ny toerana manokana sy milamina, mety amin’ny :
🎉 fety sy anniversaire
👨‍👩‍👧‍👦 fihaonana ara-pianakaviana
🤝 fihaonana ara-namana sy ara-piasana
🔥 barbecue & pique-nique
🌿 fialan-tsasatra sy fitsaharana
Piscine, pingpong, billard, baby foot,...

✨ Rehefa manofa dia ianareo irery no ao, toerana madio, malalaka ary mahazo aina.

📞 Aza miandry ela — manaova réservation dieny izao
Ho toerana anaovana fahatsiarovana tsy hay hadinoina amin’ity taona vaovao ity ny Villa Privée Soavinimerina.

🙏 Misaotra tamin’ny fitokisana, ary manantena ny handray anareo tsy ho ela.
Mp na 0340493304

30/10/2025

Ho antsika expert @ improvisation tampotampoka ireny; mbola libre izahay 1er sy 2 novembre a. Promotion kely

28/10/2025

Salama o! tsy matotra ilay saika haka ny tanana 1er novembre raha hisy haka. 0340493304

15/09/2025

😌 Sasatra mitady toerana mangina sy milamina hiarahana amin’ny fianakaviana sa namana?
Ao Soavinimerina dia efa voaomana ho anao sady vahaolana 👌
👉 Manofa ny villa privée mba hahafahanao :
✅ Milomano amin’ny piscine tsy ifampizaràna
✅ Mifaninana amin’ny billard sy ping-pong, baby foot
✅Trampoline
✅ Mifaly sy mifampizara fotoana amin’ny toerana tena manokana
💡 Soso-kevitra : Aza miandry ela loatra – feno haingana ny faran’ny herinandro. Aleo mamandrika 2 herinandro mialoha mba tsy hahavery fotoana.
➡️ Asio tag ilay namana tianao hiaraka hifaninana amin’ny ping-pong na hilomano miaraka 🏓💦
⚠️ Manaova réservation dia ny androany mba hahazoana antoka fa tsy lany ny daty tianao 👉 0340493304

22/08/2025

Bonjour daholo; manomboka mafana ny andro; manomboka mandray olona koa izahay. Afaka alefanareo par mp raha misy soso-kevitra tiana ampitaina ahatsara kokoa ny fandalovanareo ety aminay

11/02/2025

Malalaka tampoka ny 15 sy 16 fevrier izao; fandrio malaky sao tara. Midira mp na antsoy Mr Rado 034 04 933 04

08/10/2024

Mbola malalaka ny alahady 13 octobre izao a

Sao taraiky eo fa tonga dia ataovy ny réservation
15/09/2024

Sao taraiky eo fa tonga dia ataovy ny réservation

06/09/2024

Vita ihany ny asa fikojakojana; afaka mandray olona indray izany ny tanana a; efa hiditra lohataona koa. 034 04 933 04

Address

Soavinimerina Ambohimanga Rova
Antananarivo
103

Telephone

+261340493304

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VILLA Privée Soavinimerina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share