11/05/2026
🌟 Miarahaba antsika rehetra ary tongasoa eto amin’ny pejy! 🌟
🔧✨ Manao ny asa rehetra momba ny aluminium sy inox izahay.
Ny tanjonay voalohany dia ny hanome fahafaham-po anareo mpanjifa amin’ny alalan’ireto soatoavina manan-danja ireto :
🎗 Asa vita ara-potoana
🎗 Kalitao sy hatsaran’ny asa
🎗 Fifanajana sy fahatokisana mandritra ny fiaraha-miasa
Ny fanirianay dia ny hanatanteraka am-pahombiazana ireo tetikasa sy nofinofinareo rehetra, ao anatin’ny fahafaham-po sy fifaliana hatrany. 🤝✨
📌 Ireto avy ireo asa atolotray :
💠 Fenêtres coulissantes
💠 Fenêtres ouvrantes
💠 Portes coulissantes
💠 Portes ouvrantes
💠 Fixe aluminium
💠 Naco aluminium
💠 À soufflet aluminium
💠 Cloisons de séparation
💠 Rideaux métalliques GALVA
💠 Volets roulants ALU
💠 Mur rideau
💠 Véranda (garde Corps en Alu)
💠 Garde-corps en Verre (Sabot)
💠 Garde_corps en Inox avec des différentes remplissage
📲 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra mp na koa hiantso mivantana anay ary fa an_kafaliana be no andraisanay anao tompoko
☎️ 034 76 007 62
📱 WhatsApp : 032 39 933 25
📌 Manasa anao izahay hitsidika ny pejy hahitanao ireo asa vita sy tolotra rehetra atolotray. ✨
👉 “Ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay.”