18/05/2026
Salama daholo eh🥰
Tonga ilay niandrasana ary e,vokatra vaovao mbalik
Tsisy tsy mahay ny anarany ianareo 😊
💛💚POWER PLAY💚💛
Inona tombotsoa amin'ity vokatra ity ?
✅ Puissance max ampiasana azy 800W
✅ Mahazaka ordinateur,frigo, TV....sns
✅ Hybride (afaka chargena courant ihany koa izy)
✅ Portable (azo entina n'aiza n'aiza )
✅Tsy mifidy toerana ihany koa izy na ambanivohitra na Renivohitra
Petrabola voalohany 550.000ar
👉🏻 50500ar isankerinandro
👉🏻 202000ar isambolana mandritra 18 volana
Zavatra hita ao aminy
👉 Panneau solaire 450W
👉 Batterie 800 WH
👉🏻Tanjaka ambony 600 W
Manasa anao hiditra handefa hafatra miafina (Mp) na hiantso avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny ary
Manao livraison eto Tana 🏍️
Tél 0387573971
0389816118
💚💛 MBALIK MAMIRATRA NY HOAVIKO 💛💚