11/08/2025
sham.archi, qui avait présenté son « millefeuille d’émotion » lors de la biennale de nahampoana, sera aussi une des participante de la troisième édition de Antson'ny tontolo miaina sur le thème « dendrophile » 🔥
🌳« Ny hazo dia sady mampiorimpaka no manandratra antsika.
Ho ahy, izy ireo dia maneho tanteraka ny hevitrin’ny fitsanganana, lalim-paka nefa maka vahana miakatra, mitady ny hazavana...
(...) Dia eo ny « banyan », izay mitana toerana manokana ao an-tsaiko : raha tsy tena manana taho mandady ambanin’ny tany izy amin'ny heviny botanika, dia manenona mameno kosa ny elanelana. Misandrahaka, mampiray ny zavamanan'aina, saika tsy manam-petra ny lalany.
Izy irery dia efa ala. Izy dia ohatran’ny maritrano eo amin’ny ny fifandraisana. »
Sham.archi
Mpanao maritrano sy mpamorona haikanto isan-karazany
Ary ianao, inona no hazo ankafizinao ?
🌳🌴Sham.archi
Architecte et Créatrice Pluridisciplinaire
Et vous, quel votre arbre préféré ?