Ateliers Nalyss

Ateliers Nalyss Conceptions de Soude sac, operculeuses, yaourtières, étuve, incubateurs...

Test réussi. Fanandramana voalohany alohan'ny livraison. Ho anao izay tia hanatsara ny famokarana yaourts dia aza misala...
13/12/2025

Test réussi.
Fanandramana voalohany alohan'ny livraison.

Ho anao izay tia hanatsara ny famokarana yaourts dia aza misalasala manantona anay fa manamboatra Yaourtières izahay ato amin'ny Ateliers Nalyss.
Tongava MP n'a antsoy mivantana.
📲: 034 72 203 28/033 02 357 68

Misy zavatra telo lehibe no miantoka ny hatsaran'ny vokatra yaourts : 1- Ny kalitaon'ny ronono ampiasaina2- Ny Fifehezan...
06/10/2025

Misy zavatra telo lehibe no miantoka ny hatsaran'ny vokatra yaourts :
1- Ny kalitaon'ny ronono ampiasaina
2- Ny Fifehezana ny hafanana hampandriana azy
3- Ny kalitaon'ny Ferment ampiasaina

Izahay eto amin'ny Ateliers Nalyss dia afaka manampy anao eo amin'ny fifehezana ny hafanana hampandriana ny vokatra yaourts, afaka manana yaourts mandry tsara na fermes, tsy marikivy ary tsy misy rano ianao raha mampiasa ny YAOURTIERES izay vokarinay.
Misy Formation gratuite momba ny fanamboarana yaourts isankarazany omenay an'izay mividy yaourtière ato aminay.
Mandefasa MP na antsoy ny
☎: 034 72 203 28/033 02 357 68
WhatsApp : 034 72 203 28

Ho anao mpanodina ronono, na izay mitady tetikasa fanodinana ronono, izahay ato amin'ny Ateliers Nalyss 🇲🇬🇲🇬🇲🇬dia manana...
25/09/2025

Ho anao mpanodina ronono, na izay mitady tetikasa fanodinana ronono, izahay ato amin'ny Ateliers Nalyss 🇲🇬🇲🇬🇲🇬dia manana vahaolana ho anao :
↪Izahay dia manamboatra Machines hahafahana manodina Ronono ho Yaourts isankarazany ary miaraka amin'ny Emballages azo amidy avy hatrany :
🔵Yaourtières
🔵Soude-sacs plastiques
🔵Operculeuses
👉Misy FIOFANANA omena maimaimpoana momba ny Yaourts sy fikirakirana Ronono rehefa mividy Machine iray ato aminay ianao.
🙏Midira MP na antsoy avy hatrany ny
📲: 0347220328/0330235768

L'innovation au service de vos produits. Vous cherchez à gagner du temps, à professionnaliser votre production et à augm...
25/08/2025

L'innovation au service de vos produits.
Vous cherchez à gagner du temps, à professionnaliser votre production et à augmenter vos revenus ?
Chez Ateliers Nalyss, nous fabriquons sur commande vos machines sur mesure :
👉Soude-sac plastiques- pour un emballage rapide et efficace.
👉Operculeuses- pour un conditionnement professionnel
👉Yaourières- pour des yaourts faits maison, prêts à la vente.
👉Déshydrateurs alimentaires- pour conserver fruits, légumes et plus encore !!
Et ce n'est pas tout!
Pour chaque machine achetée, vous bénéficiez d'une formation gratuite sur:
*La fabrication et la réussite de vos yaourts
*Les secrets de la déshydratation alimentaire
Avec Ateliers Nalyss, vous n'achetez pas seulement une machine... Vous investissez dans un savoir-faire et un avenir rentable.
Contactez-nous dès aujourd'hui et lancez-vous dans la transformation alimentaire avec un partenaire de confiance !!!
Contact: 034 72 203 28/033 02 357 68
WhatsApp : +261347220328

Address

Antananarivo

Telephone

+261347220328

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ateliers Nalyss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share