RK Event

RK Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RK Event, Home decor, Antananarivo.

🎉 À Tamatave ou dans les environs ?Faites confiance à RK ÉVENT pour sublimer vos moments ! 💍🎂👶✨ Mariage • Fiançailles • ...
18/10/2025

🎉 À Tamatave ou dans les environs ?
Faites confiance à RK ÉVENT pour sublimer vos moments ! 💍🎂👶

✨ Mariage • Fiançailles • Baptême • Anniversaire • Tous événements ✨

📞 Réservez dès maintenant et laissez la magie opérer avec RK ÉVENT 💫
Téléphone : 0349961336

Fantatrao ve fa ny trano anakiray tsy vita décoration 🪴dia mitovy  amin'ny mihinana gâteau tsy misy crème na koa toy ny ...
14/10/2025

Fantatrao ve fa ny trano anakiray tsy vita décoration 🪴dia mitovy amin'ny mihinana gâteau tsy misy crème na koa toy ny mihinana vary tsy misy laoka .
Noho izany ,tsy azo hamaivanina ny décoration 😁
Manao promotion izahay amin'izao mikasika ny asa décoration rehetra
Araho kely anie ireto sary ireto e
Aza misalasala miantso na miditra mp
RK Event 0349961336

Waohhhhh 🎉🎈Misaotra anareo hatrany nametraka ny fitokisana taminay ary eto foana izahay mbola vonona ny  hanome fahafaha...
16/09/2025

Waohhhhh 🎉🎈
Misaotra anareo hatrany nametraka ny fitokisana taminay ary eto foana izahay mbola vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany hatrany amin'ny événement rehetra.
Anniversaire d'une petite fille 🎉🎉hier
Contact : 0349961336

  📞 +261 34 99 613 36
26/08/2025



📞 +261 34 99 613 36

15/07/2025


  dia tendance foana fa miankina amin'ny fahaizanao mampiady ny loko ihany 😍Teto izao dia nampitoviana mihitsy ny lamba-...
12/06/2025

dia tendance foana fa miankina amin'ny fahaizanao mampiady ny loko ihany 😍
Teto izao dia nampitoviana mihitsy ny lamba-tseza sy latabatra ary nivoaka tsara 🙏😁😍
Idée ihany moa izy ity fa maro ny loko azonao hisafidianana
Mirary tontolo andro mahafinaritra !
Partageo

😍😍
19/05/2025

😍😍

17/05/2025

Bonjour les abonnés 😁😍
Ho ampiantsika fizarana crédit amizay ve fa lafo ny méga moa ny andro mangitsy,ao @ coms ny conditions😍

15/05/2025

Mangatsiaka ny andro.
Miezaha misotro rano mafana , raha mety dia mba ampio sakamalaho sy citron 🍋 kely, araho tantely raha misy

Misaotra anareo hatrany hatrany amin'ny fametrahana ny fitokisana aminay 😍😍Faly  hatrany izahay mizara ny talenta kely h...
29/03/2025

Misaotra anareo hatrany hatrany amin'ny fametrahana ny fitokisana aminay 😍😍
Faly hatrany izahay mizara ny talenta kely hanananay aminareo mba ho fanasoavana.
📞 034 99 613 36
WhatsApp : 033 08 308 13

Address

Antananarivo

Telephone

+261349961336

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RK Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RK Event:

Share

Category