Tsena Mahasoa

Tsena Mahasoa Varotra lamaody isan-karazany sy zavatra mahasoa isan-karazany😍
😉

Salama ooh...Ireto indray aza ny azo atolotra e😍Jereo izay mety fa tena tsara avokoa❤😊@ vidiny mirary hatrany ah🤗
17/04/2023

Salama ooh...
Ireto indray aza ny azo atolotra e😍
Jereo izay mety fa tena tsara avokoa❤😊
@ vidiny mirary hatrany ah🤗

Amn izao Pâque ho avy izao dia ilaina tsara ireto karazana firavaka ireto 😍
06/04/2023

Amn izao Pâque ho avy izao dia ilaina tsara ireto karazana firavaka ireto 😍

😍Trousse pour tous🤗Matière en jute et cuirOn peu personnalisé☺⭕20.000Ar🌈25/15cm🌈Si personnalisé +3.000arLivraison partou...
04/04/2023

😍Trousse pour tous🤗
Matière en jute et cuir
On peu personnalisé☺

⭕20.000Ar
🌈25/15cm
🌈Si personnalisé +3.000ar

Livraison partout Mada😁

Salama oh😊Ndao atokana ho an Ankizy indray ary euh😍Jereo izay mba mety amn zàzà anareo🤗⭕Sac a dos en peluche 23.000Ar⭕Bo...
01/04/2023

Salama oh😊

Ndao atokana ho an Ankizy indray ary euh😍
Jereo izay mba mety amn zàzà anareo🤗
⭕Sac a dos en peluche 23.000Ar
⭕Bouteille en verre GM(1L) 20.000Ar
PM(500ml) 17.000Ar
⭕Goblet avec pipette en motifs Licorne (500ml) 13.000Ar
🌈couleur bleu et rose
⭕Stylos éventail 6.000Ar
🌈tout en bleu
⭕Face painting 15.000Ar
⭕Crayon de couleur à cire GM 15.000Ar
PM 13.000Ar
🌈12 couleurs à haute qualité
⭕Gomme makeup 13.000Ar le paquets de 7pcs
⭕Carnet de note hello kitty(50pages) 6.000Ar
⭕Mini calculatrice,portable 25.000Ar

Amn ny vidiny mirary nefa dia tsara kely daholy ka aza misalasala ary manao commande euh😍😍

Livraison partout à Mada😊

Salama oh😊Rehefa mafana otran izao moa ny andro dia ilaina foana ny mitondra rano🤗indrindra ny zanan tsika rehefa andeha...
31/03/2023

Salama oh😊

Rehefa mafana otran izao moa ny andro dia ilaina foana ny mitondra rano🤗indrindra ny zanan tsika rehefa andeha hianatra iny😃
Ireto ary misy karazana Gourde raha mba mahaliana anareo eh😍😍

⭕Prix 1L 20.000Ar 🌈
500Ml 17.000Ar 🌈

Salama indray oh🤗Ho an ireo izay mitady idée cadeaux indray azani euh😍😍na orinasa ihany koa ary dia mety   tsara kely af...
30/03/2023

Salama indray oh🤗
Ho an ireo izay mitady idée cadeaux indray azani euh😍😍na orinasa ihany koa ary dia mety
tsara kely afaka personalisé-na ❤(Sary,Soratra,Logo,sns..mety foana izay tinao mihintsy😊)
⭕Efa betsaka ny afa-po ka aza tara satria mirary dia mirary anie ny vidiny euh🙃
Prix 23.000Ar( personalisé) ❤💛❤

🌈Alefaso ary ny commande euh😁

⭐Coussin ou oreiller personnalisé ☁️ (photo, Nom , texte,....)😍Tissus satin ♥️ 40/40cm🤗💛20.000Ar non rembourré      Si p...
29/03/2023

⭐Coussin ou oreiller personnalisé ☁️ (photo, Nom , texte,....)😍

Tissus satin ♥️ 40/40cm🤗

💛20.000Ar non rembourré
Si personnalisé +3.000 Ar 😲

*Livraison partout a Madagascar

Salama eh☺Izahay dia mivarotra karazana entana maro isan-karazany toy ny kiraro(Air Force,Converse),Robe,Mug,Tee-Shirt,C...
29/03/2023

Salama eh☺
Izahay dia mivarotra karazana entana maro isan-karazany toy ny kiraro(Air Force,Converse),Robe,Mug,Tee-Shirt,Coussin,Firavaka,Kilalao an'ankizy sy ny maro hafa(afaka personalisé-na ihany koa)
Afaka manao revendeurs anay koa ianareo raha toa misy liana
Ny ato aminay dia entana mirary dia mirary hatrany ka aza misalasala mandefa hafatra miafina 😊
Santionany ihany ireo amn ny sary ireo fa mbola misy maro samihafa 😊
Mankasitraka ❤
😍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share