Hazo-vy

Hazo-vy sécurité et l' électrique 0328133416

Ho anareo reny, na ho anao te hampifalifaly an'i Neny.Tolotra manokana "fête des mêres"Maimaimpoana ny fametahana raha m...
13/05/2023

Ho anareo reny, na ho anao te hampifalifaly an'i Neny.
Tolotra manokana "fête des mêres"
Maimaimpoana ny fametahana raha mihoatry ny 5 pièces hatramin'ny 30 Mai 2023 izao.
Amin'ny vidiny mirary, sur mesure hatrany:
27000Ar (1m, simple bare, embout type 1, tringle de 20mm)
Ny vidiny dia miova arakaraky ny halavany, type, isan'ny tringle.
Tsara, mihaja ary mafy ny vita Malagasy.

01/12/2022

Sao mba tsy rariny ry JIRAMA a, adim-pamantaranandro 2 isanandro ve zany no azonay hiasana? Ho aiza isika ity e?

Hello 🙂💥 Infos Flash Promotion pour ce weed-kend d'hallowen. N'hésitez pas pour plus d'informations. 👌Du 01 Novembre au ...
31/10/2022

Hello 🙂

💥 Infos Flash Promotion pour ce weed-kend d'hallowen.

N'hésitez pas pour plus d'informations. 👌

Du 01 Novembre au 7 Novembre, remise de 10% sur les portes rideaux complet.

Contactez-nous pour un devis gratuit et sur mesure ✅

📞Téléphone 0342745526
📧 [email protected]

Isan'ny mba tiako ilay modely "Ravinala" nasaina notanterahanay, samy afapo na izaho na ilay mpanjifa.Na izany aza alefa...
03/10/2022

Isan'ny mba tiako ilay modely "Ravinala" nasaina notanterahanay, samy afapo na izaho na ilay mpanjifa.
Na izany aza alefako eto ihany ireo modely be mpanjifa.
Ny vidiny manomboka eo amin'ny 27500Ar (simple barre, embout bouchon, 1m)
Miovaova arakaraky ny modely, ny isan'ny tringle (simple na double barre) ary ny halavany.
0328133416
0342745526
Azonao atao ny mitsidika ny atelier anay ety Amboditsiry raha hijery échantillon.

Mirary herinandro mahafinaritra na dia tsy mety velona aza ny motera nay noho ny hafitsoky ny JIRAMA
31/01/2022

Mirary herinandro mahafinaritra na dia tsy mety velona aza ny motera nay noho ny hafitsoky ny JIRAMA

Porte rideaux sur mesure, accessoires et couleurs au choix: noir - blanc - argenté - bronze- Support épais: simple 9000A...
09/06/2021

Porte rideaux sur mesure, accessoires et couleurs au choix: noir - blanc - argenté - bronze

- Support épais: simple 9000Ar - double 11000Ar (pairs, avec cheville et vis de fixation)
- Embouts (import) 15000 à 18000Ar (pairs)
- tringle 20/0.9mm: 6000Ar/ mètre
Pose offert à partir de 10 portes rideaux.
0342745526

Hafatra kely:Mialohan'ny handrarahana beton amina escalier ny lavarangana sy ny sisa dia hafaro tsara ireo tompon'andrai...
09/05/2021

Hafatra kely:
Mialohan'ny handrarahana beton amina escalier ny lavarangana sy ny sisa dia hafaro tsara ireo tompon'andraikitra hametraka an'ilay amorce hitazona tsara ilay rampe na garde corp mba ho antoky ny tanjany .
Efa mora amin'ireo mpamaky trano amin'izao ny misikotra grille de protection na varavarana, noho izany dia takio amin'ireo mpandrafitra vy ny acrochage intérieur mitazona an'ilay dormant fa tsy mionona fotsiny amin'ilay patte fiche mahazatra.

Manakaiky hatrany ny fetin'ny reny.Ampifalifalio hatrany ireo nahitana masoandro.Tolotra miavaka: porte rideau tsy mora ...
06/05/2021

Manakaiky hatrany ny fetin'ny reny.
Ampifalifalio hatrany ireo nahitana masoandro.
Tolotra miavaka: porte rideau tsy mora arafesina, tsy miofaka:

Support simple:9000Ar (pair)
Support double:11000Ar (pair)
Embout prélaqué 15à18000Ar (pair)
Tringle 6000Ar mètre linéaire.
Ataonay maimaimpoana ny fanaterana sy fametahana raha mihoatry ny 6 porte rideaux ny famandrihana ataonao eto Antananarivo renivohitra.

Tsy hanenenana ny mividy ny tsara

0342745526

Votre référence en menuiserie métallique.Grilles de protection, rampes d'escalier, portes, portails, ...Respect du délai...
01/05/2021

Votre référence en menuiserie métallique.
Grilles de protection, rampes d'escalier, portes, portails, ...
Respect du délai.
Devis et conseil gratuit, réponse en moins de 48 heures.
Contact: 0342745526

Ho anao vao manorina trano na koa manavao, tsarovy ary fa tsy voatery lafo vidy vao mahazo ny tsara miaraka aminay.Ity a...
21/04/2021

Ho anao vao manorina trano na koa manavao, tsarovy ary fa tsy voatery lafo vidy vao mahazo ny tsara miaraka aminay.
Ity aseho anao manaraka ity dia rampe d'éscalier semi-courbée, nataonay ho échantillon ety amin'ny atelier, hauteur standard, longueur=10m
1 270 000 Ariary fotsiny miaraka amin'ny pose.
Asa voakaly, madio, manarapenitra ary ara-potoana.
Aza misalasala manantona anay fa vonona ny hamaly ny hetahetanao hatrany
MP na 0342745526

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342745526

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hazo-vy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hazo-vy:

Share