17/03/2025
Mahamay🔥🌶
Iza indray no sahy fa tonga ity ilay tena masiaka TRIPLE SPICY 🥵🔥🔥🔥
Nouille coréenne amin'ny ilay sady matsiro be no masikasika tsara indray no atolotry ny Pretty Meal anareo
-Triple spice ilay mena
-Hot chicken ilay mainty
-Carbonara ilay rose
-Fromage ilay jaune
-Misy ihany koa ilay marron ho an'izay tsy mazaka masiaka 😋
Prix: 13 000 ariary/pièces
Alefaso ary ny commandes fa manao livraison izahay😊
📞034 78 724 25