๐‘€๐’พ๐’ถ๐’พ๐“ƒ๐’ถ ๐“œ๐“๐“œ๐“จ

๐‘€๐’พ๐’ถ๐’พ๐“ƒ๐’ถ ๐“œ๐“๐“œ๐“จ ๐Ÿ’Œ๐Ÿ‘Œ๐•‹๐•ค๐•’๐•ฃ๐• ๐•ง๐•ช ๐•—๐•’ ๐Ÿšซ๐•ฅ๐•ค๐•ช ๐•ž๐•š๐•ค๐•ช ๐•Ÿ๐•’๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•’๐•œ๐•’๐Ÿ‘ถ ๐•™๐•  ๐•ฃ๐•–๐•ค๐•ช ๐•ซ๐•’๐•Ÿ๐•ช...๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– ๐™›๐™– ๐™š๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ž๐™ค

07/01/2026
07/01/2026
07/01/2026

๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ฌ ๐—•๐—ข๐——๐—ฌ๐—•๐—จ๐—œ๐—Ÿ๐——๐—˜๐—ฅ ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—”๐——๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—ก๐—ข๐—›๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—œ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ’˜๐Ÿ’”

Izy no antsoina hoe ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—น bodybuilder mipetraka any ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ณ .Nanana ny naha izy azy izy taminy ity fanatanjahatena izay tena tiany ity, Ary efa imbetsaka izy no tompon-daka taminy ity ''bodybuilding'' ity tao aminy faritra nisy azy, Ary efa nahazo ''champion'' maromaro iany koa izy tao ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ณ.

Taty aorina nefa dia nofitahany olo-tiany izy, niaraka taminy lehilahy manakarena kokoa Ilay vehivavy, nanambara izy fa io lehilahy manakarena io no haka azy ho vady.

Na dia nitalao Ary i ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—น ny mba ijanonany lay vehivavy aminy dia tsy nety Ilay vehivavy. Mafy laotra taminy ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—น no niatrika an'zany ka dia navelany ny zava-drehetra, nisy fiatraikany taminy sainy Ilay zavatra nitranga, Ary tsy navita na inona na inona intsony izy nanomboka Teo, fa lasa adala pirenireny eny aminy Arabe๐Ÿ˜”.

Araho atrany ny pejy๐Ÿ‘‰ SRK kumar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘€๐’พ๐’ถ๐’พ๐“ƒ๐’ถ ๐“œ๐“๐“œ๐“จ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share