Ankino

Ankino Confiez-nous vos projets de construction. Que ce soit pour les etudes ou la construction.

Manangona tsikelikely, dia manamboatra tsikelikely ✨ Amin’ity herinandro ity mahavidy briky 10, amin’ny heriny simentra ...
28/05/2025

Manangona tsikelikely, dia manamboatra tsikelikely ✨

Amin’ity herinandro ity mahavidy briky 10, amin’ny heriny simentra 1. Afaka roa volana mahavidy fasika indray. Dia toy izay foana ny chantier an’izy mivady ireto.

Apetraho ny tanjona, atomboy tsikelikely. Vidio tsikelikely amin’ny fotoana mampety anao.

Ankino amin’i Jehovah izay kasainao dia ho lavorary izay kasainao 🏠
Ankino amin’i Jehovah ny làlanao, ary matokia Azy fa ho ataony tanteraka 🗺️👨‍🏫📈

Un petit avant/après 🔨🦺👷
06/04/2025

Un petit avant/après 🔨🦺👷

Design intérieur des variantes précédantes 🏠 📞 +261 34 04 834 03 - +261 32 50 728 22 (WhatsApp)
03/09/2024

Design intérieur des variantes précédantes 🏠

📞 +261 34 04 834 03 - +261 32 50 728 22 (WhatsApp)

Variante 1 ou variante 2?  ou autre?Chez Ankino, nous nous mobilisons pour répondre à vos attentes et vos besoins en ter...
30/08/2024

Variante 1 ou variante 2? ou autre?

Chez Ankino, nous nous mobilisons pour répondre à vos attentes et vos besoins en terme de construction. Dès la planification à la construction 🏠 Vos choix comptent beaucoup pour nous 🙏

Izahay ato amin’ny Ankino dia manao izy hahafa-po anao sy manantanteraka izay ilainao rehetra resaka fanamboarana trano, hatramin’ny fiomanana rehetra ka hatramin’ny fanamboarana 🏠 Sarobidy aminay ny safidinao 👷

Alefa tsikelikely araka ny azo atao 🏠Eo foana izahay manampy anao ⚒️👷Ankino, azonao hanankinana ny asa rehetra 🙏
26/08/2024

Alefa tsikelikely araka ny azo atao 🏠
Eo foana izahay manampy anao ⚒️👷

Ankino, azonao hanankinana ny asa rehetra 🙏

Bienvenue chez Ankino 🏠Un projet de construction à Madagascar? Confiez-le nous, vous pouvez nous faire confiance. Depuis...
14/08/2024

Bienvenue chez Ankino 🏠

Un projet de construction à Madagascar? Confiez-le nous, vous pouvez nous faire confiance. Depuis plus de 20ans d’expériences, nous travaillons avec diligence et transparence pour la satisfaction et la serénité de chacun de nos clients.

Que ce soit pour les :

📌 Etudes d’Architecture (plans 3D/2D, devis, etc)
📌 Dossier de permis de construire
📌 Aménagements intérieurs
📌 Aménagements extérieurs
📌 Rénovations
📌 Finitions

👉🏼 Eventuellement avec les
(APS) Avant - Projet Sommaire
(APD) Avant - Projet détaillé

Tongasoa ato amin’ny Ankino 🏠

Welome to Ankino 🏠

01/08/2024

✨Une idée pour décorer votre salon réalisé par l’équipe de Ankino. 🏠

📞 0340483403
0340778507
0325072822

Izy mivady any an-dafy dia izahay no misahana ny fanamboarana 🏠Factures detaillées ny hividianana entana, ny tatitra reh...
24/06/2024

Izy mivady any an-dafy dia izahay no misahana ny fanamboarana 🏠
Factures detaillées ny hividianana entana, ny tatitra rehetra mazava tsara, ny chantier hiezahana ho madio sy milamina foana, mpiasa efa za-draharaha.

Eny an-dàlana eny, misy hevitra foana izy mivady dia misy miampy araka izay tiany ny paozin’ilay trano araka ny budget hananany koa anefa. Izahay tsy misalasala mamerina ny etude sy manome hevitra azy ireo dia manantanteraka rehefa mety daholo ny ara-teknika rehetra 👷‍♂️

Sary 1 : plan 3D initial
Sary 2 : construction en cours (sary panorama)
Sary 3 : construction en cours

« Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao » ohab 16:3

📞 +261 34 04 834 03
📬 [email protected]

Address

Lot IAvenue 125 Iavoloha
Antananarivo
102

Telephone

+261340483403

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ankino:

Share