Isika iray

Isika iray ♥️fahasalamana ho an'ny rehetra♥️

💎 BAUME ÉNERGIE TSIMOKA🧴 Baume anti-douleur & soin corporel naturelRehefa reraka ny vatana, marary ny hozatra sy ny vani...
23/12/2025

💎 BAUME ÉNERGIE TSIMOKA
🧴 Baume anti-douleur & soin corporel naturel
Rehefa reraka ny vatana, marary ny hozatra sy ny vanintaolana, mikorontana ny taova, na miverimberina ny fanaintainana isan’andro, dia ilaina ny vahaolana tena mahomby, azo itokisana, ary tsy mampidi-doza.
👉 Baume Énergie Tsimoka dia baume novokarina tamim-pitandremana, natao hanome soulagement rapide sy bien-être durable, ho an’ny olona rehetra miaina fanaintainana na havizanana.
🌿 Ny tombony azonao amin’ny Baume Énergie Tsimoka :
✔️ Manasitra haingana ary tsy miverina intsony ny fanaintainana (rhumatisme, goutte, crampes, douleurs musculaires)
✔️ Manampy amin’ny aretin'ny vanintaolana sy fanaintainan’ny lamosina, valahana, hatoka, loha, kibo feno rivotra, fanina, nify, nerf sciatique.
✔️ Manome effet frais sy tonique manaitra ny vatana
✔️ Mikarakara ny hoditra, manamandina, mampalefaka sy manasitrana aretin-koditra.
✔️ Mora ampiasaina, azo ampiasaina isan’andro
💪 Ity baume ity dia natao ho an’ny mpiasa mafy vatana, mpandeha, mpanao asa an-trano, mpanao sport, ary ho an’izay mitady fampiononana haingana sy fahatsapana aina.
🧴 Pot madio • Kalitao voafehy • Vokatra voaomana amim-pahatsorana
📍 Disponible eto Antananarivo
📦 Commande et livraison possible Antananarivo sy manerana ny nosy
📩 Vidiny: 12 000 Ariary, 25 000 Ariary, 35 000 Ariary
Midira MP na antsoy ny 038 87 772 10
⚡️Rehefa mila hery vaovao ny vatanao dia ampiasao ny Baume Énergie-Tsimoka✨

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Isika iray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share