Journal du jour

Journal du jour VAOVAO maneranteny, eto an-toerana
Fizarana zavatra Mahasoa

🎯 Tovovavy Malagasy iray 26 taona no nandresy ny aretina homamiadana.❗Efa tamin'ny taona 2022 izy no nanomboka nanana ol...
12/02/2025

🎯 Tovovavy Malagasy iray 26 taona no nandresy ny aretina homamiadana.
❗Efa tamin'ny taona 2022 izy no nanomboka nanana olana teo amin'ny fisefoany, ary taorian'ny fitiliana no nahafantarana fa tratran'ny cancer de la thyroïde.
🚩 Taorian'ny fitsaboana rehetra dia tsy nahitana ity aretina intsony ny vatany 2 taona aty aoriana.

🖤Tontosa omaly 31 Janoary 2025 ny lanonana fanaovam-beloma an'i  Pr ANDRIANTSOA Jean Rubis, mpampianatra nahavita be tet...
02/02/2025

🖤Tontosa omaly 31 Janoary 2025 ny lanonana fanaovam-beloma an'i Pr ANDRIANTSOA Jean Rubis, mpampianatra nahavita be teto amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa indrindra fa teo anivon'ny Faculté de Médecine.
⭐Ankoatry ny mamy navelany ho an'ny fampiarana dia nanao asa sosialy maro hanasoavana ny firenena ihany koa izy anisan'izany alalan'ny fananganany ny fikambanana A.MA.DIA (Andiana MAlagasy miady amin’ny DIAbeta) izay manampy malagasy antapitr'isa ankehitriny.

🤍Tsara tsiahivina fa ny Sabotsy 24 Janoary 2025 izy no notolorana ny titre « Docteur Honoris Causa".
Ny fianakaviamben'ny Oniversiten'i Fianarantsoa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviny.

N'y lohanteny mbaovao anio
28/01/2025

N'y lohanteny mbaovao anio

⭕ Tovovavy iray 16 taona no naolan-draibeny 73 taona nandritran'ny 4 taona tao Mangoroka Sandrandahy, distrikan'i Fandri...
28/01/2025

⭕ Tovovavy iray 16 taona no naolan-draibeny 73 taona nandritran'ny 4 taona tao Mangoroka Sandrandahy, distrikan'i Fandriana, faritr'Amoron'i Mania..
❗Efa maty ray ary tsy hita reny io tovovavy io, ary raibeny sy bebeny no nitaiza azy; efa nanomboka ny 12 taonany izy no nanaparan-drangahibe ny filan-dratsiny, ary bevohoka ka afa-jaza tamin'ity taona ity.
🎯 Io tranga io no nanaitra ny manodidina ka nandraisan'izy ireo fanapahan-kevitra ny hitory.

Nodimandry noho ny lozam-pifamoivoizana tetsy Andraharo ny alin'ny alahady 26 janoary 2025 teo i : Antsampitiavana Dimbi...
27/01/2025

Nodimandry noho ny lozam-pifamoivoizana tetsy Andraharo ny alin'ny alahady 26 janoary 2025 teo i : Antsampitiavana Dimbiniaina Miadana Alifara sy Andriamanjaka Fanomezantsoa Nantenaina (Twady), mpiasan’ny KOLO TV FM.

Izahay ekipan’ny 24h Mada dia mirary fiononana feno hoan’ny fianakavian’izy ireo ary mankahery ny mpiara-miasa rehetra tamin’izy ireo ihany koa.

🔴 DRSP MENABE🔴 SRPJ 🚨 Teratany vahiny iray, 58 taona, no voasambotry ny Polisy avy ao amin'ny sampandraharaham-paritra m...
26/01/2025

🔴 DRSP MENABE

🔴 SRPJ

🚨 Teratany vahiny iray, 58 taona, no voasambotry ny Polisy avy ao amin'ny sampandraharaham-paritra misahana ny fikarohana fandikan-dalàna ao Menabe ny marainan'ny 25 Janoary 2025 noho ny resaka famporisihana zaza tsy ampy taona amin'ny fivarotan-tena. Tratra tao an-tranon'ity tera-tany vahiny avokoa ny porofo rehetra amin'ny fandikan-dalàna hanenjehana azy.
Source: Polisimpirenena

⚠️⛔ Miaina ao anaty Rano tanteraka ireo mpivarotra  eny @ Bazary Secama vokatry ny  orana mikija. Difotry ny rano ihany ...
26/01/2025

⚠️⛔ Miaina ao anaty Rano tanteraka ireo mpivarotra eny @ Bazary Secama vokatry ny orana mikija. Difotry ny rano ihany koa ny arabe eto Toliara toy ny eny @ CEG Centre, Ankilifaly sns. Mila fitandremana ny mpampiasa lalana toy ny fiara sy Cyclo posse izay mitondra olona fa maro ireo lavaka ka mety hitera-doza.

Il est encore très désorienté et je n'ai pas bien entendu son nom lorsque je lui ai demandé.J'ai posé la question une de...
25/01/2025

Il est encore très désorienté et je n'ai pas bien entendu son nom lorsque je lui ai demandé.
J'ai posé la question une deuxième fois pour savoir s'il s'appelle bien Rado, et il m'a répondu par un "oui" de la tête.

D'après une histoire que j'ai lue sur Facebook, il aurait eu un accident ce matin à Ambohimahitsy. Le chauffeur responsable de l'accident lui aurait simplement donné 5 000ar avant de reprendre la route. Il n'a pas de famille.

Je suis passée le voir aux urgences de la HJRA : il a une fracture ouverte à la jambe et est sans abri.

Je ne connais pas exactement les démarches à suivre pour aider quelqu'un dans sa situation, mais je pense que la priorité est de l'aider à guérir, en commençant par lui apporter à manger.
Il serait également important de lui acheter un téléphone, car une fois que l'hôpital aura terminé sa prise en charge (ce qui ne durera pas longtemps), il sera difficile de le retrouver.

Je m'engage à l'aider, mais j'ai besoin de votre soutien.
J'ouvre une cagnotte : vous pouvez déposer vos contributions sur les numéros suivants :

0346585577 (Emerick)

0321919569 (Emerick)

Nous aurons également besoin de soutien logistique, car je ne peux pas tout faire seule.
Sinon, existe-t-il une association qui prend en charge ce genre de situation, ou faudrait-il en créer une ?

Je suis ouverte à toute proposition. N'hésitez pas à me contacter :
WhatsApp : +261321919569



EmyGa

🚨 Ferre Gola Le Padre VA LANCÉ SA PROPRE BIÈRE « LAGOLOISE ».📌 Artiste musicien petri de talent avec une voix magnifique...
25/01/2025

🚨 Ferre Gola Le Padre VA LANCÉ SA PROPRE BIÈRE « LAGOLOISE ».

📌 Artiste musicien petri de talent avec une voix magnifique, Ferre Gola ne cesse de faire du bien à ses fans et mélomanes de la bonne musique en honorant la rumba congolaise partout dans le monde.

🛑 DERRIÈRE L’ARTISTE SE CACHE UN INVESTISSEUR

📌 Si sa facette artistique est la plus dominante et la distingue dans la société, Le Padre est aussi un grand investisseur dans d’autres domaines. Après avoir lancé récemment sa propre marque de parfum « EAU DE GOLOIS » Jesus des nuages se lance cette fois dans la brasserie et lance sa propre bière « LAGOLOISE »

📌 Eau de parfum, et maintenant une sa propre bière, Ferre Gola est entrain de préparer lentement, sûrement et surtout sereinement sa retraite bien qu’il a encore beaucoup d’années devant lui et encore des belles choses à demontrer avant qu’il lâche le micro.

Tendance ✍🏽 ©️ Kinoiserie 📸

Officiellement Rijade Ambassadrice Yas Madagascar 🇲🇬💙💛💙💛 felicitations 😍
25/01/2025

Officiellement Rijade Ambassadrice Yas Madagascar 🇲🇬💙💛💙💛 felicitations 😍

💢Fiara 4x4 tsy mataho-dalana avy any @ kaominina AMbahita handeha ho any Bekily no latsaka tao @ renirano eo anelanelan'...
25/01/2025

💢Fiara 4x4 tsy mataho-dalana avy any @ kaominina AMbahita handeha ho any Bekily no latsaka tao @ renirano eo anelanelan'Ankaranabo sy Besakoa.

🙏Aleo misoroka izay mitsabo, aleo mitandrina fa malama ny lalana.

(Ange Daniel T).

🔴 MSP - MDG - MEDD 🎯 TAMBAZOTRA LEHIBE IRAY, NAHITANA OLONA 19 MIANADAHY,  MPANONDRANA SOKATRA RAVAN'NY POLISIMPIRENENA ...
25/01/2025

🔴 MSP - MDG - MEDD

🎯 TAMBAZOTRA LEHIBE IRAY, NAHITANA OLONA 19 MIANADAHY, MPANONDRANA SOKATRA RAVAN'NY POLISIMPIRENENA

➡️ Nidoboka am-ponja vonjimaika any Tsiafahy ny 13, raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora ireo vehivavy 6, izay voasaringotra sy nandray anjara tamin’ny fanondranana sokatra an-tsokosoko. Fiaraha-miasan'ny Polisimpirenena, ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ary ny Zandarimariam-pirenena tamin'ny alalan'ny angom-baovao samihafa no nahazoana izao vokatra lehibe izao.

➡️ Nanomboka tany Mahajanga, tamin'ny fahatratrarana tera-tany Tanzaniana iray, ny faramparan'ny volana Desambra teo no nanombohan'ny fanadihadiana. Nitohy tany amin'ny faritra Menabe sy ny faritra Androy, izay nahatratrarana ny mpanera sy mpaka an'ireo sokatra any am-potony, ary tao Mahajanga, izay nahatrarana ireo mandray an-tanana ny fanondranana ireto sokatra ireto any ivelany.

➡️ Raha atontaly dia sokatra manodidina ny 2700 isa no saika ho aondran'ity tambazotra ity, ka izao voasoraoka izao.
Source: Polisimpirenena

Address

Itosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Journal du jour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share