RNK.mdg

RNK.mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RNK.mdg, Home improvement, Antananarivo.

Tsy aiko hoe otrinona no nomena anilaisany fa fatatro fa hita fa vola be matoha nareo mahasaha mamadika tanindrazana otr...
25/09/2025

Tsy aiko hoe otrinona no nomena anilaisany fa fatatro fa hita fa vola be matoha nareo mahasaha mamadika tanindrazana otranizao

Tazomy ony le ligne ,hoan'ny zanak'elah sy ny ny hoaviny malagasy letsy io endivany io olona io .Fa raha tady anao Zavat...
25/09/2025

Tazomy ony le ligne ,hoan'ny zanak'elah sy ny ny hoaviny malagasy letsy io endivany io olona io .Fa raha tady anao Zavatra afahafa elah de tadidinay ny tarehanla .Tsy menatra ve elah aminy zao , na 20million de fmg na 40 ary ,vola zany retsy rano ah mbanjio n'y hoavy

Mindry anareo mifo izay ,fa raha miraihina tsika de maresy ,nareo mpitandrompilaminana sisa no endrasanay hifoa samy Mal...
25/09/2025

Mindry anareo mifo izay ,fa raha miraihina tsika de maresy ,nareo mpitandrompilaminana sisa no endrasanay hifoa samy Malagasy tsika ,ary mitady ny tombotsoa ny vahoaka malagasy

25/09/2025

Na dia tsy eto mada ary ah de manahona izay afako aho aminy ity firenena ity

Ho an’ny vahoaka Malagasy rehetra sy ny miaramila ary polisyAndao isika hijoro miaraka amin’ny firaisankina.Mafy tokoa n...
25/09/2025

Ho an’ny vahoaka Malagasy rehetra sy ny miaramila ary polisy
Andao isika hijoro miaraka amin’ny firaisankina.
Mafy tokoa ny zavatra atrehantsika izao, fa raha mijoro isika rehetra dia tsy hisy afaka hanimba an’i Madagasikara.

Izahay miaramila sy polisy dia zanaka malagasy, manana fianakaviana, vady sy zanaka, ary mitovy fijoroana amin’ny vahoaka. Tsy tokony ho fitaovana hifehezan’olona vitsy isika, fa ho mpiaro ny firenena sy ny vahoaka.
Aza avela hampahefa-tena ny mpifehy ambony tsy mihevitra afa-tsy tombontsoany. Ny hoavin’i Madagasikara no jerentsika, fa tsy ny tombontsoan’olona iray na vondrona iray.
Raha mijoro miaraka ny vahoaka, ny miaramila ary ny polisy, dia mbola afaka vonjena i Madagasikara. Tsy mbola tara.
🇲🇬 Ho an’ny tanindrazantsika, ho an’ny taranaka, ho an’i Madagasikara 🇲🇬
(Mba ataovy hitany mpitandrompilaminana rehetra ity mba tsy haneneny)

Aoka tsika miaramila no anampy ny vahoaka ,samy Malagasy iray ihany tsika ,aza avela akipony zareo ny maso
25/09/2025

Aoka tsika miaramila no anampy ny vahoaka ,samy Malagasy iray ihany tsika ,aza avela akipony zareo ny maso

25/09/2025
25/09/2025
25/09/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RNK.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share