13/05/2026
๐ผ๏ธโจ ๐ฃ๐ข๐ฉ : ๐ฉ๐ผ๐๐ ๐ฑ๐ฒฬ๐ฐ๐ผ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ ๐ฒ๐ป๐ณ๐ถ๐ป ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ฟ ๐ฐ๐ต๐ฒ๐ ๐ ๐ผ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ณ๐ ๐ซฃ
Mba vakiana tsara azafady , indrindra ho anโireo client vaovao. ๐
๐ผ๏ธ 1. Momba ny produits
Cadres personnalisรฉs no ataonay.
๐Manolotra modรจles maro izahay ato aminโny pejy, ary ianareo no misafidy izay mety aminareo.
๐Ianareo no manome ny sary sy texte ho atao aminy, izahay no manao conception any.
๐Raha manana modรจle hafa tsy ao anaty page ianareo dia azo atao tsara, saingy โ miampy frais de conception +3000 Ar.
๐Ny modรจle rehetra dia azo personnalisรฉna arakaraka ny thรจme anareo : anniversaire, naissance, mariage, cadeau, sns.
๐ฐ 2. Prix
๐ Miankina aminโny haben'ny cadre (format) ny prix, fa tsy miova na inona na inona modรจle safidinao :
Format A5 (14,8 ร 21 cm) : 15000 ar
Format A4 (21 ร 29,7 cm) : 25000 ar
Format A3 (29,7 ร 42 cm) : 35000 ar
๐ Ny vidiny dia efa miaraka aminโny :
Cadre + design + impression + emballage sy nลud en ruban na sachet hitondrana azy.
โ Midika izany fa mandray vita ianareo.
๐ 3. Production & acompte
โ
2 jours (48h) aorianโny acompte 10 000 Ar no vita ny commande, payement en totalitรฉ kosa ho an'ireo any amin'ny faritra.
โ
Tsy manomboka conception izahay raha mbola tsy tonga ny acompte, hisorohana ny commande tsy matotra.
๐ฅ๏ธ 4. Version numรฉrique & validation
โจ Mandefa version numรฉrique foana izahay rehefa vita ny conception.
โจ Tsy afaka miova modรจle intsony rehefa aorian'ny fandefasana ny version numรฉrique
โจ Miandry validation avy aminareo vao manao impression izahay.
๐ 5. Livraison
โขร partir an'ny 3500ar ary miankina amin'ny halaviran'ny toerana ny frais de livraison.
โขTsy miditra elakelatrano alavitra be ny livreur.
โขTsy manao livraison andro alahady izahay.
โ ๏ธ 6. Rรฉclamation
Afaka manao rรฉclamation ianareo, fa ny andro nanaterana azy ihany no raisina.
๐ Mankasitraka indrindra.