27/05/2026
🔥CUISINE MODERNE EN MÉLAMINE 🔥
🥰Manova ny fomba fijerinao ny lakozia !
Ny lakozia en mélamine dia tsy vitan'ny hoe tsara jerena fa tena pratika sy maharitra amin'ny fiainana andavanandro.
✔️Endrika maoderina sy classy
✔️Fitaovana matanjaka sy tsy mora simba
✔️Mora karakaraina, tsy mandany fotoana
✔️Misy safidy maro mifanaraka amin'ny goût_nao
💎Na kely na lehibe ny espace_nao dia azo amboarina araka izay ilainao izy !
👉Ataovy toerana tinao hipetrahana isanandro ny lakozianao ❤️
📩Aza misalasala mifandray aminay raha mila devis na modèle manokana.
📍Showroom :Anosisoa Immeuble Ny Aina, en face banque BNI
📞📞038 59 771 78