Avia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Avia, Home improvement, Analakely, Antananarivo.

24/03/2026

Tojo Ravalomanana

23/02/2026

Musician/band

23/02/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅMANJAKA LOATRA NY๐Ÿ”จโš’๏ธ FANAFIHANAโ›๏ธ SY NY FANDROBANA TATO HO ATO IZAY! ANDEHA ISIKA HIARAKA HAMPIANKATRA FEO MBA TENA ๐Ÿ›‘๐Ÿ›‘ HAHAFOANA IZANY!! MENDRIKA FANDRIAM-PAHALEMANA NY MALAGASY๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ TSIRAIRAY AVY๐Ÿ™๐Ÿ™

Musician/band

06/02/2026

RAHA FANTATRA FA TENA NANAO TOKOA NAMONO BEHIVAVY BEVOHOKA NANDROBAKA NY KIBONY TAMIN'NY ANTSY! DIA ALEO HIZAKA NY VOKANY NATAONY.

30/01/2026

NAREO VIEHIVAVY REHEFA MIOMANA HANOME IHANY MBA BOROSIO TSARA NY FOFOMBAVAN'I ZISY ,FA LASA MAMPIHEMOTRA MAMPALAIKOMANA AN'I DODO

๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ-๐—ฑ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—˜๐—น๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ :๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—น๐˜†, ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—น๐˜†. ๐Ÿ”นNantsoin'ny tompon'and...
09/01/2026

๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ-๐—ฑ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—˜๐—น๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ :

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅ๐—ก๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—น๐˜†, ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—น๐˜†.

๐Ÿ”นNantsoin'ny tompon'andraikitra ilay mpamily saika nampidi-doza ny mpanakanto Elidiot. Fiara fitateram-bahoaka mampitohy an'Antananarivo sy Antsirabe nisongona anaty fiolahana. Nosintonina teo am-pelantanany ny fahazoan-dalana hamily fiarakodia ary hatolotra ny komity manokana misahana ny Fisintonana Fahazoan-dalana Hamily na "Commission de retrait de permis de conduire."

๐Ÿ”นIo vaomiera io, izay ahitana ny ATT, mpiandraikitra ny fitaterana eo anivon'ny Distrika na Prefektiora, Koperativa, mpitandro ny filaminana mandrindra ny fifamoivoizana, no hametra ny sazin'ilay mpamily. Nandray fepetra ihany koa ny Coopรฉrative Cotram Plus ka nampitsahatra vonjimaka an' ilay fiara.
__________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza adinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

20/11/2025

AVY BE NY ORANA MANARARAOTRA MIPIPY AKILAOTY ABY NY KOTSAN'NY ORANA TANTERAKA !MAFANABE IZY AMIN'IO Mentioneo ny Namao mpanao AZY

๐Ÿšจ LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA FANENDRENA MPIKAMBANA VAOVAO AMIN'NY GOUVERNEMANTA
28/10/2025

๐Ÿšจ LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA
FANENDRENA MPIKAMBANA VAOVAO AMIN'NY GOUVERNEMANTA

25/10/2025

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share