MURI Construction

MURI Construction Manao ny asa rehetra momba ny fanorenana trano fonenana

034 88 704 60

Asa fanorenana veGros œuvreÉlevationsFinitionsClôtureCarrelageEnduit...Vonona hatrany izahay hanao n'y asanao, na bureau...
12/04/2026

Asa fanorenana ve

Gros œuvre
Élevations
Finitions
Clôture
Carrelage
Enduit...

Vonona hatrany izahay hanao n'y asanao, na bureau d'études, na Fikambanana, ...

Main d'oeuvre mamaly ny hetahetanao

Sationany ity tany amin'ny RN 3 tany

Gros œuvresFinitionsCarrelage...Vonona ny équipes mavitrika
18/03/2026

Gros œuvres
Finitions
Carrelage...
Vonona ny équipes mavitrika

25/02/2026
Hoanao izay manana projet hanorona trano Vonona izahay @ fiaraha-miasaGros œuvresFinitionsMain d'oeuvre mifanaraka @ nor...
25/02/2026

Hoanao izay manana projet hanorona trano
Vonona izahay @ fiaraha-miasa

Gros œuvres
Finitions

Main d'oeuvre mifanaraka @ norme

Ny équipes MURI Construction dia miarahaba anao nahatratry n'y taona 2026Ity taona ity anie ho taona fanorenana  hoanaoM...
02/01/2026

Ny équipes MURI Construction dia miarahaba anao nahatratry n'y taona 2026

Ity taona ity anie ho taona fanorenana hoanao

Mirary anao izahay hatratra izay vina kasaina rehetra

Les hommes naissent ignorants, non stupides .

Ataonay avokoa refa asa momban'ny fanorena:- Gros œuvre- Finitions- Carrelage- Enduits,..Aza misalasala ary , fa afaka m...
20/12/2025

Ataonay avokoa refa asa momban'ny fanorena:
- Gros œuvre
- Finitions
- Carrelage
- Enduits,..

Aza misalasala ary , fa afaka mifampiresaka tsara

MURI Construction ???Mety oe zandriny indrindra raha eto @ réseau sociaux Fa azo lazaina ho zokiny ihany ko nefa raha eo...
25/11/2025

MURI Construction ???

Mety oe zandriny indrindra raha eto @ réseau sociaux

Fa azo lazaina ho zokiny ihany ko nefa raha eo amin'ny sehatra ny asa fanorena trano

Vonona hatrany izahay ato @ MURI Construction ny hiara-hiasa aminaoMain d'oeuvre ?? Ouvriers compétents maro izahayAza m...
22/11/2025

Vonona hatrany izahay ato @ MURI Construction ny hiara-hiasa aminao
Main d'oeuvre ??
Ouvriers compétents maro izahay

Aza misalasala miantso tompoko

Afaka manorina ny tranonao izahayAza misalasala miantso ary0377921038
24/10/2025

Afaka manorina ny tranonao izahay
Aza misalasala miantso ary
0377921038

Address

Lot IHD 13 Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MURI Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share