GASY WING CHUN

GASY WING CHUN Fivelarana
Ara-batana-Ara-tsaina -Ara-panahy
Art
Wing chun -combat libre -Self defense-fomba sy kolotsaina fototra

"Na aiza na aiza"👊💪🙏🙏🙏

21/10/2025

Fampianarana wing chun
Toerana andohatapenaka l
Alarobia :2h30
Sabotsy :2h30
Alahady :2h30

Mampianatra manokana iany koa(special)
Afaka mamonjy ny toerana misy anareo ,afaka manatona iany koa
Tel:0339351388
Tsara tonga dia miantso fa tsy mamaly mp🙏

GASY WING CHUN ☠
L'Art du combat /Self defense

14/09/2025

GASY WING CHUN
SIU MIN TAO
1 partie
2eme partie
3eme partie

28/08/2025

FOTOANA FIANARANA ETO @ CLUB
Sabotsy 14h-16h
Lahady 14h-17h
Toerana tsy miova fa Epp Andohatapenaka 1 hatrany ,
Mandray mpianatra vaovao

29/06/2025

Fampianarana WING CHUN
EPP Andohatapenaka 1
Isaky ny lahady 14h-16h
Mandray mpianatra vaovao

29/04/2025

💪🏻 (Ady malalaka)
GASY WING CHUN Andohatapenaka

Pas de succès sans détermination, pas de détermination sans défi.🧠⛓️‍💥🌟
29/04/2025

Pas de succès sans détermination, pas de détermination sans défi.🧠⛓️‍💥🌟

23/04/2025

🇲🇬 GASY WING CHUN ☯
Andohatapenaka
Ho anao liana amin'ny Hay Ady,
Fotoana izao e! Sady mahay miaro-tena no manao sport💪🏻
🥋
🥊

Ianao sisa no andrasana ary!
''Na aiza na aiza''

21/04/2025
10/04/2025

Fanarenana indray ny fikambanana dia ity indray page tsika vaovao ahafahantsika manaraka ny rehetra.
Efa misy fampianarana faobe toy ny teo aloha, isaky ny Alarobia ,Sabotsy , Alahady samy amin'ny 2ora,
Toerana :Andohatapenaka tsena kely
Mandray mpikambana vaovao fa efa malalaka ny salle😉🙏🙏🙏

Na aiza na aiza👊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY WING CHUN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share