20/08/2025
🔐 ProSécu Madagascar – Mpiara-miaro aminao! 🔐
Mitady
agent de sécurité matihanina sy azo antoka ho an’ny toerana na hetsika ve ianao?
✅ Fiarovana 24h/24 sy 7j/7
✅ Agents vita fiofanana sy hajaina
✅ Fampitaovana manara-penitra
✅ Fanaovana patrouille, fanaraha-maso varavarana, sy fanamafisana filaminana
📍 Mety amin'ny:
🏠 Trano fonenana
🏢 Orinasa sy Birao
🎉 Hetsika manokana
🚧 Toeram-piasana
📞 Mifandraisa aminay:
038 84 126 58
✉️[email protected]
ProSécu Madagascar – Fiarovana miaraka amin’ny fahaiza-manao sy fahatokisana!