31/07/2025
Salama tompoko !!!
Izahay dia manao ny asa momba ny fametahana plafond PVC,ary mivarotra ihany koa sady ny ekipa efa zandraraha sy efa ampy trakefa tsara
Misy karany 3 ny modèle azonao isafidianana :
20cm/4m =15500 ar
25cm/4m=23000 ar
30cm/4m=25000 ar
Ny gorge dia misy karazany 2 ny motif azonao isafidianana :
Gorge blanc =13000 ar
Gorge argenté =15000 ar /pieces
Lieu : Anosizato Antsinanana
Contact : ☎033 78 924 64
Afaka madefa faritra ihany ko zahay
Ny asa voakaly tsara sady afa-po tanteraka nareo sady misy garatie ihany ko 💯💯
MP direct na Tonga dia miantso ny laharana