11/06/2025
Te isehatra amin'ny fiompiana akoho ve ianao ?
Te anana akoho vaventy sady fakana nofo no fakana atody nefa mora velomina ?
Ity ny vahaolana mety aminao 😊
Akoho vaventy 1Mois :misy mahatratra 700g
4Mois de efa manatody,, 2Mois de efa milanja 2kg farafahakeliny nefa taiza gasy izany oe tsy mila jiro, fa atao mikarenjy, tsy Provandes no fototsakafony fa mihinana izay omena azy fa provande kely fotsiny no omenao azy 🙀.
Alefaso ary ny commandenao
‼️20 000ar :1 mois ‼️
Manao livraison 🚚