Lay Essenti’elle

Lay Essenti’elle Vente en ligne : Akanjo( lahy-vavy-ankizy) , poketra, kiraro, kojakojam-behivavy! 📲0384962969

08/06/2026

Live destockage 🥰 pas plus de 15.000 ar 🥰😘

02/06/2026

Live robe 🥰20.000 ar daholo ki a😍

Coucou daholo🥰Miarahaba antsika reny rehetra amin izao anio izao ehh ✨✨Reny miavaka, reny feno voninahitra, reny modelin...
31/05/2026

Coucou daholo🥰
Miarahaba antsika reny rehetra amin izao anio izao ehh ✨✨
Reny miavaka, reny feno voninahitra, reny modelin’ny ankohonana ❤️reny tahiana amin’izay atao rehetra , reny feno fitiavana 😍

Mitondra teny fiasaorana ihany koa antsika rehetra nanjifa tato aminay 🙏🏼☺️

Hatrany antsirabe, toaliara, moramanga, tamatave, fianarantsoa, diego, nosy be hell ville, alasora, ambohimangakely, sabotsy namehana, ampandrana, alarobia, ivandry,….. tena mbola be dia be nareo fa ireo aloha no voatanisako eto🤭

Merci à toutes l’équipes de Lay essenti’elle ❤️

Tahian Jesosy daholo dia mirary fety sambatra ho antsika maman rehetra😘bisous

30/05/2026

Coucouuu lay eh 🥰 mankasitraka antsika rehetra nanjifa omaly fa tena mamy kely nareo❤️ livraison efa lasa any fa manaova fety sambatra daholo maman a😍

29/05/2026

Mitohy live robe🥰 cadeau bonne fête maman ❤️ aiza ianareo‼️😍

28/05/2026

Live robe 25.000 ar sy 20.000 ar manjakely🥰🥰
Combi , kimono 🥰🥰

Helloooo les filles, les mamans 🥰🥰 Ireto fa tonga ny entana ✨ Robe 👗Combi pantalon Robe Kimono 🥰Robe mihaja 🥰Robe zay ti...
28/05/2026

Helloooo les filles, les mamans 🥰🥰
Ireto fa tonga ny entana ✨

Robe 👗
Combi pantalon
Robe Kimono 🥰
Robe mihaja 🥰
Robe zay tinao e ❤️✨

𝗥𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗟𝗶𝘃𝗲 𝟭𝟵:𝟯𝟬 ‼️‼️

Ireto misy idée de cadeau ho an ‘i maman 🥰Na raha te hanao tee-shirt dia ato fa mora sady tena tsara 🥰🥰
27/05/2026

Ireto misy idée de cadeau ho an ‘i maman 🥰
Na raha te hanao tee-shirt dia ato fa mora sady tena tsara 🥰🥰

27/05/2026

robe manja bé , combi pantalon 🥰

27/05/2026

Robe lava mihaja 🥰, combi pantalon 🥰manja be🥰🥰
Pas plus de 25.000ar

Address

Ambohitrakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lay Essenti’elle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category