Vaovao Marina eto Madagasikara sy ny Avelany

Vaovao Marina eto Madagasikara sy ny Avelany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao Marina eto Madagasikara sy ny Avelany, Home improvement, Tana 101, Antananarivo.

Hiteny kely! Ampanajana hoanareo Fanjakana sy Minisitera Fitaterana sy famantarana ny toetrandro miadidy momban'ny fifam...
24/05/2026

Hiteny kely! Ampanajana hoanareo Fanjakana sy Minisitera Fitaterana sy famantarana ny toetrandro miadidy momban'ny fifamoivoizana. Ny baiko sy didy hitsy volana izay volavolainareo fanjaka momban'ilay moto :
-havadika Carte Grise ๐Ÿ‘ ekena,
- entina rehetra na sokajy inona dia mila permis ๐Ÿ‘ ekena.
Fa mba henoy koa izahay vahoaka mpampiasa kodiarandroa misy motera (moto)
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ takianay mba ho mora ny famoahana ny Carte Grise (C.G) na vidiny na ny fotoana ivoahany 3 volana farany tara tsy misy KOLIKOLY hoe atao lafo dia mivoaka haingana.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Takianay mba hivoaka haingana koa ny permis izay tokony hanananay rehefa vitanay ny dingana rehetra ka nahazo bordereau fa tsy bordereau na attestation itondrana ny moto.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Farany mba vahao ilay filaharambe tsy asiana KOLIKOLY, am 3h maraina mamonjy filaharana C.G na P.Conduire indraindray aza mbola misy tsy voaray fa ny adidy amandraikitra mbola maro nefa dia lany amin'ny fiandrasana ny permis sy Carte grise mivoaka ny fahatanorana ๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€, inona moa ny olana raha manampy olona raha tsy maharaka nareo mpiasa raikitra taloha mba tsy hijaly ny vahoaka?!
Miandry valiny mahafapo ka mankasitraka tompoko.๐Ÿ™๐Ÿ™ Ny police sy Gendarmerie sy Miaramila eto ve hilavanina vahoaka sa hiaro ny vahoaka Maro fitairainana eny aminy fiaramonina eny fa raha tsy mahafantatra olona zany ianao dia hilany vanina nefa aiza zao ny vakitrano sy mpanendaka reny na aminy atoandro na alina sy mpangalatra moto toa vahoaka foana no mahatratra any ireny fa tsy miasa ry zala fa efa alohany vahoaka ny karama laysany mitongava saina fa ny vahoala traitena maha civile azy fa tsy mitovy aminy laysany reo. VAHOAKA MPANDOHA NY KARAMA LAISANY AO ZAY DIA MIFANAJA TOMPOKO O

07/05/2026
04/05/2026

โœจ MIARAHABA ANTSIKA REHETRA โœจ

๐ŸŽ“ ECOLE INFO-EXCEL ๐ŸŽ“
Manolotra formation informatique bureautique ho anareo rehetra

๐Ÿ’ป Modules :
โ€ข Word
โ€ข Excel
โ€ข PowerPoint

๐ŸŒ Mode dโ€™apprentissage :
โœ”๏ธ En salle
โœ”๏ธ En ligne

๐Ÿ“ Toerana : Fenoarivo, Alakamisy

๐Ÿ“š Fampiofanana natao ho anโ€™ny rehetra :
โ€” Dรฉbutant
โ€” Moyen
โ€” Mila manatsara compรฉtences

โœจ Ataovy matihanina ny fahaizanao informatika
โœจ Mianara aminโ€™ny fomba tsotra sy mahomby

๐Ÿ“ž Contact : 033 90 730 98

20/04/2026

Aseho aminy vahoaka rehetra ny asanareo ry Mpanao gazety mba hampafantarina azy dia rehefa tsy mifanaraka aminireo dia voakarama zay izy Ny mpanao gazety dia tsy olona โ€œmanoratra fotsinyโ€ fotsiny akory ๐Ÿ˜Œ. Izy no mpampita vaovao aminโ€™ny vahoaka, ka manana andraikitra lehibe aminโ€™ny fahamarinana sy ny fiarahamonina.

---

๐Ÿ“ฐ ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ’ผ Asanโ€™ny mpanao gazety

Ny mpanao gazety dia:

๐Ÿ” Mitady vaovao (enquรชte, resaka, zava-mitranga)

โœ๏ธ Manoratra sy manangona vaovao

๐ŸŽค Manao fanadihadiana (interview)

๐Ÿ“ข Mampita vaovao aminโ€™ny radio, TV, gazety, na internet

โš–๏ธ Manamarina raha marina ny vaovao alohanโ€™ny hamoahana azy

๐Ÿ‘‰ Tanjona: hampahafantatra ny vahoaka ny zava-misy marina

---

๐Ÿงญ Inona no tokony ataony?

โœ”๏ธ Mijery sy manamarina loharano (sources)

โœ”๏ธ Manoratra mazava sy tsy mampisavoritaka

โœ”๏ธ Mampita vaovao tsy misy fanodikodinana

โœ”๏ธ Manaja ny olona resahina

โœ”๏ธ Mitady ny marina, na dia sarotra aza

---

โš–๏ธ Dรฉontologie (fitsipika mifehy ny asa)

Ireo no fitsipika tokony harahinโ€™ny mpanao gazety:

1. ๐Ÿงพ Fahamarinana

Tsy mamorona vaovao

Manamarina alohanโ€™ny hamoahana

2. โš–๏ธ Tsy mitanila

Tsy tokony haneho hevitra manohana lafiny iray fotsiny

3. ๐Ÿ”’ Fiarovana loharano

Indraindray tsy azo ambara ny anaranโ€™ny source

4. ๐Ÿšซ Tsy manely tsaho

Tsy mametraka โ€œfake newsโ€

5. ๐Ÿ‘ฅ Fanajana olona

Tsy manala-baraka na manitsakitsaka ny maha-olona

---

๐Ÿง  ร‰thique (soatoavina)

Ity no โ€œtoe-panahyโ€ tokony anananโ€™ny mpanao gazety:

๐Ÿค Hamarinana (honnรชtetรฉ)

โš–๏ธ Fahitsiana (justice)

๐Ÿง  Fahendrena

โค๏ธ Fitiavana ny vahoaka sy ny marina

๐Ÿšจ Fanoherana ny kolikoly sy ny lainga

๐Ÿ“Œ Fehiny tsotra

Ny mpanao gazety dia: ๐Ÿ‘‰ โ€œmpitondra vaovaoโ€ ๐Ÿ‘‰ fa koa โ€œmpiambina ny marinaโ€

Raha tsy manaraka dรฉontologie izy dia lasa: โŒ mpanely tsaho โŒ mpanodinkodina vaovao
โŒ fa tsy mpanao gazety intsony

Izao kosa aloha misy fotoana mba lร lana aminy izay no arahana fa raha samy tsy hanara dalร na daholo rehetra ao dia manao...
10/04/2026

Izao kosa aloha misy fotoana mba lร lana aminy izay no arahana fa raha samy tsy hanara dalร na daholo rehetra ao dia manao loham-boto n iza n iza fa aleo aloha jerena ny ataony dia rehefa tsy mety dia fongorina mandrary miady an- trano ato fona no atao aminy ity firenena ity dia tsy misy fandrosoana fa hifampanenjika eto fona ve!

Tokony handraisana fepetra ny fiara be ireny na ny camion mitondra conteneur ny mpitandro filaminana ny mpanaramaso anre...
01/04/2026

Tokony handraisana fepetra ny fiara be ireny na ny camion mitondra conteneur ny mpitandro filaminana ny mpanaramaso anreny fa lasa mamono olona ny camion tsy tokony handeha mafy na hisisika rehefa miditra ville na tanana aiza ny fandriampahalemana aminy izao , Mankahery ny fianakaviana manontolo tompoko

Izay liana sy tia mamaky boky  hampitoboina fahaizana na ko te hianatra mikasika ny FINANCE ET COMPTABILITร‰ Mร‰CANIQUE AU...
30/03/2026

Izay liana sy tia mamaky boky hampitoboina fahaizana na ko te hianatra mikasika ny
FINANCE ET COMPTABILITร‰
Mร‰CANIQUE AUTO
MEDECIN

Ny zava misy sy zava-miseho mbola tsy mety miala eto Madagascar aloha dia ity  , nareo mpitandro filaminana  mpisava fia...
30/03/2026

Ny zava misy sy zava-miseho mbola tsy mety miala eto Madagascar aloha dia ity , nareo mpitandro filaminana mpisava fiara fitanterana olona no mahalala an ity

PRO - EMPLOI - SERVICESManampy anao hitady asa araka ny fahaizanao sy ny traikefanaoSERVICES OMENAY :โ€ข Fanamboarana CV p...
26/03/2026

PRO - EMPLOI - SERVICES

Manampy anao hitady asa araka ny fahaizanao sy ny traikefanao

SERVICES OMENAY :

โ€ข Fanamboarana CV professionnel
CV voalamina tsara, manintona ary mifanaraka aminโ€™ny poste tadiavinao

โ€ข Lettre de motivation convaincante
Taratasy matanjaka, mazava ary mahasarika ny mpampiasa

โ€ข Torohevitra ho anโ€™ny entretien
Fanomanana feno araka ny asa hotadiavinao mba hahombiazanao

โ€ข Fandefasana dossier any aminโ€™ny orinasa
Alefa mivantana aminโ€™ireo orinasa manerana anโ€™i Madagasikara araka ny parcours-nao

Sarany : 30 000 Ar (service complet)

Antsoy izahay : 033 90 730 98

PRO - EMPLOI - SERVICES
Safidinao ho aminโ€™ny asa mendrika anao

โœจ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—™๐—˜๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ก๐—˜๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜ โœจ๐Ÿ“Š ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ โ€“ ๐Ÿ“˜ ๐—–๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ โ€“ ๐Ÿงพ ๐—™๐—ถ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ โ€“ ๐Ÿฆ ๐—•๐—ฎ๐—ป๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐Ÿ”ฅ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น ๐—บ๐—ถ๐—ธ...
25/03/2026

โœจ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—™๐—˜๐—ฆ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ก๐—˜๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜ โœจ
๐Ÿ“Š ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ โ€“ ๐Ÿ“˜ ๐—–๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ โ€“ ๐Ÿงพ ๐—™๐—ถ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ โ€“ ๐Ÿฆ ๐—•๐—ฎ๐—ป๐—พ๐˜‚๐—ฒ

๐Ÿ”ฅ ๐—œ๐˜๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น ๐—บ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ ๐˜€๐˜† ๐—–๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ, ๐—™๐—ถ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—•๐—ฎ๐—ป๐—พ๐˜‚๐—ฒ.

๐Ÿ“ž ๐—œ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฏ ๐Ÿต๐Ÿฌ ๐Ÿณ๐Ÿฏ๐Ÿฌ ๐Ÿต๐Ÿด

๐Ÿ’ป ๐—”๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ฒ๐—ป ๐—น๐—ถ๐—ด๐—ป๐—ฒ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ.

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Marina eto Madagasikara sy ny Avelany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share