07/12/2025
Izy ity mo izany zareo de Ilay tany somary manahirana iany a !🤔De Gaga enao oe fa ho amidy ary ve sa ahoana izy ity🤷♂️toa Ilay mpivarotra ndray no manakihana😂🤣🙈
Ka special ho anle mpankafia moto ity e ! 🛵🛴🚲 mialatsiny amin'ny tomobile aloha👐🤭,
💕 TANY AMIDY MALAZA AMPITATAFIKA💕
Mirefy 600m2(oui morcelable io🤗)
Accès moto 🙈
Akaiky jiro sy rano💝
Akaiky arret bus 🚎
Papier efa titré borné ka👐👍
Prix, natao mora be 50 000ar\m2🙊
Contact 038 95 043 91