Ino Malaza?

Ino Malaza? Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ino Malaza?, Home improvement, Talata Andraikiba, Antananarivo.

21/10/2025

πŸ’ΈπŸ‡²πŸ‡¬ SANDAN'NY 21/10/2025
1 Euro ➑ 5 186,79Ar
1 Dollar ➑ 4 510,61Ar

⚠️πŸ”₯π—‘π—”π— π—’π—”π—žπ—” 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗔π—₯𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—£π—˜π—π—¬ π—™π—œπ—”π——π—œπ——π—œπ—”π—‘π—”π—‘β€™π—‘π—¬ π—₯π—˜π—£π—’π—•π—Ÿπ—œπ—žπ—” Namoaka Fanambarana ny Pejy Fiadidianan'ny Repoblika fa manamelo...
15/10/2025

⚠️πŸ”₯π—‘π—”π— π—’π—”π—žπ—” 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗔π—₯𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—£π—˜π—π—¬ π—™π—œπ—”π——π—œπ——π—œπ—”π—‘π—”π—‘β€™π—‘π—¬ π—₯π—˜π—£π—’π—•π—Ÿπ—œπ—žπ—”
Namoaka Fanambarana ny Pejy Fiadidianan'ny Repoblika fa manameloka ny didy navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny LalΓ mpanorenana (HCC) omaly 14 Oktobra 2025.
Ary manamafy fa Andry RAJOELINA dia mbola Filohan’ny Repoblika, no sady Filohan’ny SADC amin’izao fotoana izao,ary mbola manohy manao ny asany ara-dalΓ na araka ny fahefana ara-dalΓ na nomena azy.

Address

Talata Andraikiba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ino Malaza? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share