Valy fleurs & jardins

Valy fleurs & jardins Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Valy fleurs & jardins, Gardener, Rn1, Antananarivo.

Pika double 5900ar / 1
05/01/2026

Pika double
5900ar / 1

🌿✨🍇Faly miarahaba antsika rehetra 🫐🍎🥰, izay eto amin'ny    dia manana zanaka voankazo maro 🍏🍐🍎🍊.Misy ny voankazo naines ...
05/01/2026

🌿✨🍇Faly miarahaba antsika rehetra 🫐🍎🥰, izay eto amin'ny dia manana zanaka voankazo maro 🍏🍐🍎🍊.
Misy ny voankazo naines : paoma , poara , paiso , kaky, voasary ary letchi
Vidiny : 7000ar

Voankazo tsy naines🍇🍓🍑 : goavy, voaloboka, pibasy, voatabia hazo,...
Vidiny :2 000ar

Aiza misalasala miantso na miresaka aminay :
☎ : 033 66 296 24
Miditra hafatra miafina (mp)

Manao livraison ihany koa izahay 😁🥰

Plante grasse 500ar /1
05/01/2026

Plante grasse
500ar /1

Duranta600ar / 1
05/01/2026

Duranta
600ar / 1

🎉 Arahabaina tratry ny taona vaovao! 🎉Enga anie ho taona feno fitahiana, fahombiazana ary tontolo maitso 🌱🌿 Valy Fleuris...
02/01/2026

🎉 Arahabaina tratry ny taona vaovao! 🎉
Enga anie ho taona feno fitahiana, fahombiazana ary tontolo maitso 🌱

🌿 Valy Fleuristes & Paysagistes
🌼 Mivarotra voninkazo sy zavamaniry
🌳 Mikarakara sy mandravaka zaridaina
🏡 Manatsara ny tokotany sy ny manodidina anao

👉 Araho ny pejy
👉 Mividiana sy ankafizo ny serivisinay

🌿✨🍇Faly miarahaba antsika rehetra 🫐🍎🥰, izay eto amin'ny    dia manana zanaka voankazo maro 🍏🍐🍎🍊.Misy ny voankazo naines ...
21/12/2025

🌿✨🍇Faly miarahaba antsika rehetra 🫐🍎🥰, izay eto amin'ny dia manana zanaka voankazo maro 🍏🍐🍎🍊.
Misy ny voankazo naines : paoma , poara , paiso , kaky, voasary ary letchi
Vidiny : 7000ar

Voankazo tsy naines🍇🍓🍑 : goavy, voaloboka, pibasy, voatabia hazo,...
Vidiny :2 000ar

Aiza misalasala miantso na miresaka aminay :
☎ : 033 66 296 24
WhatsApp : 037 87 471 31
Miditra hafatra miafina (mp)

Manao livraison ihany koa izahay 😁🥰

Fihenam-bidy 25% amin'izay entana alainao rehetra Na voninkazo 🌹, zanan-kazo 🌲 na zanaka voankazo 🍇
10/12/2025

Fihenam-bidy 25% amin'izay entana alainao rehetra
Na voninkazo 🌹, zanan-kazo 🌲 na zanaka voankazo 🍇

Bonjour à tous 🥰Mila fikararana,  mila haingona ny zaridaina nao ☺️😇Izahay dia manao ny asa momba ny zaridaina : Mikarak...
02/12/2025

Bonjour à tous 🥰
Mila fikararana, mila haingona ny zaridaina nao ☺️😇
Izahay dia manao ny asa momba ny zaridaina :
Mikarakara bozaka 🍀🌱
Mikarakara voninkazo 🪴 ary koa manaingo ny zaridainao 🥰

Izahay dia hanome tolotra mahampo anareo 🥰 ary ny zaridaina izay karakarainay dia misy fanarahamaso mandritra ny iray volana 😍😇

Koa aiza misalasala ary ny miresaka aminay
☎ : 033 66 296 24
WhatsApp : 037 87 471 37
Miditra hafatra miafina (mp)

02/12/2025
🌿✨ Plante du jour : Une beauté aux feuilles pourpres ✨🌿Découvrez cette magnifique plante ornementale aux feuilles pourpr...
01/12/2025

🌿✨ Plante du jour : Une beauté aux feuilles pourpres ✨🌿

Découvrez cette magnifique plante ornementale aux feuilles pourpres profondes, parfaite pour ajouter une touche d’élégance à votre jardin ou terrasse.
Sa couleur unique attire immédiatement l’œil et apporte un contraste superbe parmi les feuillages verts environnants.

💧 Entretien simple
Elle apprécie une bonne luminosité sans soleil brûlant, un sol bien drainé et un arrosage modéré.

🌱 Astuce du jour :
Pour intensifier la couleur de ses feuilles, ajoutez un peu de compost riche au pied toutes les 2 à 3 semaines. Cela stimule non seulement la croissance, mais renforce aussi la pigmentation naturelle des feuilles.

✨ Une plante facile, décorative et parfaite pour donner du caractère à votre espace vert !

Disponible

Address

Rn1
Antananarivo
AMPITATAFIKA

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Valy fleurs & jardins posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category