Briky tsara Ambohitrimanjaka

Briky tsara Ambohitrimanjaka Producteur et transporteur mais aucune mediateur🏡

Arrivage indray ô!Efa misokatra ny compagne briky amzao ary efa ahitana karazany maro afaka hisafidianana hatrany .Nised...
02/05/2026

Arrivage indray ô!
Efa misokatra ny compagne briky amzao ary efa ahitana karazany maro afaka hisafidianana hatrany .
Nisedra olana isika teo aloha niaina tao anaty fihafiana satria tsy nisy mihintsy ny briky sy nidangana be hatrany ny vidiny fa ankehitriny ary efa afaka manararoatra amin'izay isika mampiditra briky maro...
Ny pejy dia afaka manampy sy manome ny mahafa po ny mpanjifa hatrany:
❌ hialana amin'ny fisolokiana
❌ hialana amin'ny fivezivezena hatr'etsy hatr'eroa
❌ fandisoampanatenana aminy qualite ny briky tonga "briky mafy nafarana nefa briky malemy otrany tany no tonga"
❌ ho afaka amin'izay ny fahatarana ara potoana, "aminy 10 ora ny fotoana nifanarahana anefa aminy 5 ora ariva vao tonga" lasa manimba zavatra betsaka,ny asa,ny fotoana very indrindra mitondra any aminy tsy fahatokisana .

Manao livraison rapide izahay , ary manana karazana camion hanaovana livraison arakiny lalana na tery na malalaka .

038.43.123.62 na [email protected]

Briky volombary tompony mivantana sady transporteur .Manao livraison amin'izay toerana hanorenana. 0384312362
10/02/2026

Briky volombary tompony mivantana sady transporteur .
Manao livraison amin'izay toerana hanorenana.
0384312362

Faly miarahaba anareo ny pejy!Izahay dia afaka manampy betsaka anao manam-pikasana,andalampanorenana ary eo ampanantante...
29/01/2026

Faly miarahaba anareo ny pejy!
Izahay dia afaka manampy betsaka anao manam-pikasana,andalampanorenana ary eo ampanantanterahana ny foto-drafitrasa :
Fasika finition
Fasika moyenne
Fasika gros grains fanaovana beton,dall ...
Afaka manao livraison à domicile izay hanaovana ny tao-trano lovainjafy izahay .
038.43.123.62

Mbola tafiditra anaty varotra ataonay ihany koa ny moellon,fasika,gravillon,caillasse...Izay akora ilaina aminy fanangan...
15/01/2026

Mbola tafiditra anaty varotra ataonay ihany koa ny moellon,fasika,gravillon,caillasse...Izay akora ilaina aminy fananganana tao-trano,tamboho vodi vato .
Manao livraison à domicile,misy karazana fitaterana tafiditra aminy toerana tery misy panneaux 3t5.
Ny laharana afaka azahoana anay dia 038.43.123.62

Misokatra ho antsika andalam-panorenana,vao eritreritra ny hanorina tao trano lovainjafy ny pejy " Briky tsara Ambohitri...
14/01/2026

Misokatra ho antsika andalam-panorenana,vao eritreritra ny hanorina tao trano lovainjafy ny pejy " Briky tsara Ambohitrimanjaka ". Anisany toerana manatantara sy ahitana tany velona ny lemak'i Ambohitrimanjaka,ny vanimpotoana valo ambi- folo nidirany frantsay no nanomboka nidirany sivilizasionina vahiny teto imerina ary nisy ireo vahiny nifindra monina no nampiasa ny vahoaka mba hanao briky hanorenana trano sy camp maro teto imerina . Mbola nanano sarotra moa ny fitaterana alavitra ka ireo toerana hanorenana lavitra no nitrandraka teny ihany ka teo no nahitan'ireo vahiny ny fahasamiafana ireo briky taminy toerana samihafa,briky vita teto Ambohitrimanjaka no hitan'ireo mafy sy tsara . Ary ireo tao-trano vita teto imerina dia tsy rava ankehitriny na nandalo orana sy rivodoza,sns,...
Ary mbola tsy miova mandrak'ankehitriny ny briky n'Ambohitrimanjaka na miova ary ny taona sy volana ary andro .
Ho anareo izay manampikasana na andalampanorenana dia vonona izahay ny hanome ny tsara sy mahafa po ho anao,ary izahay dia sady transport afaka manao izay hatongavany eo aminy toerana hanorenanao .
Ireo karazana briky hita ety :
Briky volombary tany nafangaro
Briky fotsy tanimanga
Briky mena tany lamoka
Ny refiny dia halavany 17 cm ary ny sakany 8,5 cm,misy briky speciala fatao aminy lava-drano ihany koa briky 4 race na briky villa no anarany mahatanty rano tsara .

Ny laharana azahoana anay dia 0384312362 na midira mp avy hatrany .

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Briky tsara Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share