Nambi's Shop

Nambi's Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nambi's Shop, Home improvement, Antananarivo.

👋👋Miarahaba tompoko oooh😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee 👚:Chemise blanc moderne no sady ...
08/06/2026

👋👋Miarahaba tompoko oooh

😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee

👚:Chemise blanc moderne no sady Tonga lafatra ho anao tena hoe tsara be mintsy😍😘💯
🎀Sady misy "noeud" eo amin'ny vozony tena hoe manja kely hoa fa sao tara eo ndray😁😁

Taille:Disponible: S,M,L,XL,XXL

Vidiny:35000ar fotsiny

💌Koa mandefasa Mp avy atrany ary manao commande fa vitsivitsy hiany izy ato an

📞0387665591 na 0376314460

04/06/2026

🔥Hataovy mora sy haingana ny fikarakarana sakafo!

🥕Mini hachoir manuel

✔️Afaka hitotoina tongolo gasy,Sakamalaho,Hena,Voanjo,legume rehetra

✔️Mora ampiasaina satria tsy mila courent fa sotomina amin'ny tanana fotsiny dia vita

☀️Tsara kalitao & maharitra
☀️Madio sy mora sasana

Vidiny:20000ar fotsiny nefa tena tsara kely🥰🥰

🏃Araraoty Ary fa vitsivitsy hiany izy ato an

💌Mandefasa Mp na miantso avy atrany📞

Tel:0387665591 na 0376314460

💯Tena ilaina izy ity ao an-dakozia satria tena manala fasahiranana tokoa

✨Top tendance -Chic &Confortable✨🥰🥰🥰Mitady akanjo tsotra nefa manintona?Ity top rayures ity no safidy tonga lafatra!✔️De...
01/06/2026

✨Top tendance -Chic &Confortable✨
🥰🥰🥰Mitady akanjo tsotra nefa manintona?

Ity top rayures ity no safidy tonga lafatra!

✔️Design moderne misy tsipika Nour & blanc
✔️Mifanaraka amin'ny jean,jupe na short
✔️Tena mampahazo aina no sady manasongadina ny bikanao😘😘
✔️Parfait ho an'ny sortie,travail na quotidien

💃Asehoy ny style-nao amin'ny fomba tsotra ne classy!

📦Stock voafetra koa aza tara

Prix:20000ar

💬Mandefasa hafatra miafina avy atrany ra mahaliana anao ary😁

📱tel:038.76.655.91 na 037.63.144.60

29/05/2026

Prix:25000ar

💬Mandefasa hafatra miafina avy atrany ra mahaliana anao ary😁

📱tel:038.76.655.91 na 037.63.144.60

👋👋Miarahaba tompoko oooh😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee 👚:Chemise blanc moderne no sady ...
26/05/2026

👋👋Miarahaba tompoko oooh

😍🥰Tonga ndray ny arrivage vaovao be ato amin'ny Nambi,s Shop ee

👚:Chemise blanc moderne no sady Tonga lafatra ho anao tena hoe tsara be mintsy😍😘💯
🎀Sady misy "noeud" eo amin'ny vozony tena hoe manja kely hoa fa sao tara eo ndray😁😁

🎁Azo hatao fanomezana ho an'i Neny hiany koa amin'izao fetiny izao an💝

📦Stock limité

Taille disponible:S,M,L,XL,2XL

Vidiny:35000ar fotsiny

💌Koa mandefasa Mp avy atrany ary manao commande fa vitsivitsy hiany izy ato an

📞0387665591 na 0376314460

👋Salama daholo ndray ohhh🥰🥰🎁💝Mbola fanomezana mamy kely ho an'i Neny hiany aloha no hatolotray anareo androany satria ef...
19/05/2026

👋Salama daholo ndray ohhh🥰🥰

🎁💝Mbola fanomezana mamy kely ho an'i Neny hiany aloha no hatolotray anareo androany satria efa hakaiky ilay andro mba hanomezan-tsika fahafaham-po sy hizarana fitiavana ho azy e 🥰🥰🥰

✨Fitoeram-bilia moderne sy madio manampy hitazona ny lakozia ho milamina foana izy ity satria efa misy fitoeana ho an'ny sotro🥄🍴🔪sy kojakojan-dakozia

✅Mora diovina ary maharitra tsara ny endriny
✅Mety amin'ny lakozia rehetra

🎀Fanomezana tsotra nefa tena ilain'i Neny isan'andro💯

💌Koa aza misalasala ary mandefa mp na miantso ee

📱Tel:387665591 na 0376314460

misaotra tamin retour mamikely ery🙏🙏
19/05/2026

misaotra tamin retour mamikely ery🙏🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nambi's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share