09/01/2026
Faly miarahaba antsika Zanaky Commune Belazao
Ho avy ny Fifampiarahabana nahatratra ny taona #2026 ataon'ny zanaky ny commune Belazao Miray eto Antananarivo
: CEG AMBOHIPO
: Alahady voalohany @ volana febroany
Misy fiaraha-misakafo sy fandraisana mpikambana vaovao
: +261 34 98 742 92
Misy animation DJ
Tongava maro daholo!