29/05/2025
🔥 SAKAY TSY MISY TOY IZANY! 🔥
UNI’K SAKAY – ilay sakay manaitra lela, manaitra saina, mahatadidy anao!
🌶 Sakay miavaka: tsy mafana fotsiny fa manan-karena tsiro
🌿 100% voajanahary – vita amin'ny fitiavana
🥄 Tsara amin’ny vary amin’anana, hen’omby, lasopy sy ny maro hafa...
😋 Matsiro ery!
💥 Mitady tsiro authentique?
👉 Ity no sakay tsara sady mety ho anao. Tsy hoe masika fotsiny fa manambitamby lela ery 😋.
🗣 “Rehefa mahatsapa ny tsirony ianao dia ho lasa mpanjifa mandrakizay.”
— Olona iray tonga dia niverina naka boaty 3! 💥
🥜 VAOVAO MAFANA: Misy koa ny SAKAY VOANJO!
➡ Combo lavorary: ny fahamafin’ny sakay + ny matsiro manitra avy amin’ny voanjo
➡ Sady matsiro no mahavoky
💰 8 000 Ar (bocal salantsalany)
💰 12 000 Ar (bocal lehibe)
🎨 AZO SAFIDIANA NY SAKAY:
🔴 Sakay mena na 🟢 Sakay maintso
🧄 Asiana tongolo gasy sa tsisy tongolo gasy – ianao no misafidy!
📦 MISY KARAZANY:
🔸 Boîte kely
• 💰 500 Ar
• 🔥 400 Ar isaky ny iray (raha maka mihoatra ny 20 isa)
🔸 Bocal salantsalany
• 🏺 5 000 Ar
🔸 Bocal lehibe
• 🏺 10 000 Ar
🟣 Tsindrio mialoha raha tianao ilay misy voanjo
📌 Azo atao koa ny milaza hoe mena sa maintso, misy tongolo gasy sa tsia!
🛵 LIVRAISON & TOERANA:
📦 Manao livraison manerana an'Antananarivo sy manerana an’i Madagasikara
🚚 Frais de livraison: manomboka @ 2 000 Ar (miankina amin’ny halaviran’ny toerana)
📍 Raha tianao hanantona mivantana: Ampasika Itaosy no misy anay
💸 Vidiny mirary – Sakay karazany, tsiro tsy manam-paharoa
📲 Mandehana mi-commandé dieny izao!
📞 038 47 229 85 / 033 91 016 51
📲 WhatsApp: 034 67 583 42
📘 page: UNI'K SAKAY
🔖