23/05/2025
Karakarao tsara io vadinao io rehefa misy mahazo azy (marary)
Ianao vadiny mants no solon ireo Ray aman-dReniny, izy no Ray aman-dReny nao de ianao no Ray aman-dReniny
Fadio ny mandatsa azy, ankaherezo izy, ataovy tsapany fa mikarakara azy ianao,
Aharitra n'y tokatrano, ary ianareo roa hotratra antitra