Fanja Manitra Voninkazo

Fanja Manitra Voninkazo Vente de fleur

“ARY NY ANARANY DIA HATAONAO HOE JESOSY FA IZY NO HAMONJY NY OLONY HO AFAKA AMIN’NY FAHOTANY”Tratry ny krismasy daholo r...
25/12/2025

“ARY NY ANARANY DIA HATAONAO HOE JESOSY FA IZY NO HAMONJY NY OLONY HO AFAKA AMIN’NY FAHOTANY”
Tratry ny krismasy daholo ry mpakafy voninkazo 🎉

Avy eny an-jaridaina nankao anaty vazy manafana ny fety — deraina ilay Tompo Mpahary nanao azy ireny ho TSARA INDRINDRA

Midera ny Mpahary azy na ny endriny na ny lokony💕❤️💕❤️
20/10/2025

Midera ny Mpahary azy na ny endriny na ny lokony💕❤️💕❤️

Iza indray no mila petunias? Efa mamelana tsara, anaty pot tsara tarehy, tonga dia vonona hanaingo Izay tianao asiana az...
14/08/2025

Iza indray no mila petunias? Efa mamelana tsara, anaty pot tsara tarehy, tonga dia vonona hanaingo Izay tianao asiana azy na lavarangana na varavarankely na tokotany. 14.000 Ar ny iray. Hafatra miafina ary o!

Tonga dia mihaingo tsara ny lavarangana na tokotany. Alefa mora: 10.000 Ar ny iray, 19000 ar izy roa. Antsirabe fa azo a...
27/05/2025

Tonga dia mihaingo tsara ny lavarangana na tokotany. Alefa mora: 10.000 Ar ny iray, 19000 ar izy roa. Antsirabe fa azo alefa aby amin’izay misy anao ehh. Hafatra miafina ary.

27/05/2025
Fehezam-boninkazo tamin’ny fetin’ny reny. 💐 Mbola tsy miova hatramin’izao. 😍Mahafinaritra ery hoe mandavan-taona tsy mai...
27/05/2025

Fehezam-boninkazo tamin’ny fetin’ny reny. 💐
Mbola tsy miova hatramin’izao. 😍

Mahafinaritra ery hoe mandavan-taona tsy maintsy misy voninkazo azo otazana eo an-jaridaina.

Misaotra ilay nanjifa ilay bouquet faharoa tato amin’ny Fanja Manitra Voninkazo.

Mody hoe «  Mavo adala » no anarany fa manja ery ry zareo na am-bodihazo na mameno ny sisin’ny zaridaina na anaty vazy. ...
25/03/2025

Mody hoe « Mavo adala » no anarany fa manja ery ry zareo na am-bodihazo na mameno ny sisin’ny zaridaina na anaty vazy. Manja mandavan-taona ny tanàna
Anayy pots: 7000Ar - 2000 Ar- 1000 Ar
Mandefa any amin’ny faritra.

Vao avy nafindra ry zareo zanaka flox, dia nahazo orana malefaka ka velombelona ery, manahoana ny anareo namako nividy v...
23/01/2025

Vao avy nafindra ry zareo zanaka flox, dia nahazo orana malefaka ka velombelona ery, manahoana ny anareo namako nividy voany dia nanafafy?

Fintina an-tsary an-dRy zareo orchidée nisesy nanaingo ny zaridainako tamin’ity taona 2024 ity, misy mbola miomankomana ...
29/12/2024

Fintina an-tsary an-dRy zareo orchidée nisesy nanaingo ny zaridainako tamin’ity taona 2024 ity, misy mbola miomankomana ao fa amin’ny 2025 hono izy vao hivelatra ehh🥰. Feno fisaorana Ilay Andriamanitra Nahary aho fa Izy no tena mampitombo sy mahavanona ny zavaboariny, izaho mpikarakara sy asaina mitandrina azy ireny, ny voninahitra ho Azy, Izaho ny fifaliana ho ahy.🥰

Varotra tselatra sao dia misy te hanana azy any.25.000 Ar fotsiny. Mbola feno zanany ao anatiny ao. Antsirabe fa azo ale...
09/10/2024

Varotra tselatra sao dia misy te hanana azy any.
25.000 Ar fotsiny. Mbola feno zanany ao anatiny ao. Antsirabe fa azo alefa any amin’ny faritra koa.

Izao ny Lobelia rehefa mamelana…. Tena manaingo be mihitsy 💕, vao miditra ny vavahady dia falifaly ny maso  💕, manintona...
07/10/2024

Izao ny Lobelia rehefa mamelana…. Tena manaingo be mihitsy 💕, vao miditra ny vavahady dia falifaly ny maso 💕, manintona ery 🥰 na amin’ny tany na amin’ny pot.
Tsy misy ravina tazanao intsony🥰

Haingoy ny tanananao fa vao mainka hahatamànaanao  🌺🌷🌸🌹💐Flox, bleuet amin’ny vidiny 1500 Sy 2000 Ar. Petunias efa lehibe...
16/09/2024

Haingoy ny tanananao fa vao mainka hahatamàna
anao 🌺🌷🌸🌹💐

Flox, bleuet amin’ny vidiny 1500 Sy 2000 Ar. Petunias efa lehibe mamelana manomboka 3000 Ar
Misy voany koa.
Mandefa any amin’ny faritra 0381933790

Address

Mahazoarivo Atsimo Antsirabe
Antsirabe

Telephone

+261327074824

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanja Manitra Voninkazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share