22/05/2026
🍎Aretina efa ho 27isa zao no voamarina fa sitrany Menaka Vonjy
🤔Akotranzay anefa de mbola misy nahita vokatra hafa hafa
Mahagaga le menaka eee?
Jereo oe manana olana otran aona enao?
Manaova commande avy hatrany fa aza misalasala!!
🍓 Kohaka
🍓 Sery
🍓Kibo misy rivotra
🍓Vavony
🍓Hidihidy
🍓Farasisa
🍓May
🍓Vay
🍓Lagaly
🍓 Fery
🍓 Mivonto
🍓 Kaikitry ny biby ( parasy , moka sns )
🍓Tsindrona mivonto
🍓 Mony
🍓Panda
🍓Havizanana
🍓Hozatra
🍓Vanin'taolana
🍓Lohalika marary
🍓Sinta
🍓 Hodi-potsy
🍓Sepotra
🍓Sohika
🍓Sinisute
🍓Vay an-doha
🍓Tongotra vakivaky
🍓Homamiadana vao miandoha
Afaka ampiasaina na amin'ny zazakely vao teraka aza, manampy be amin'ny fanalana rivotra, manasitrana izay masaka rehetra ( fitombenana, elika, ambany tenda, sns)Afaka ohanina Ny Menaka Vonjy , afaka ahosotra, afaka hanorana.
💓Vidiny: 7000 Ar
Livraison Antsirabe et tana 👋
Afaka mandefa @ faritra