SBBA Section Basket Ball A
mbatolampy

Mankasitraka antsika rehetra nifarimbona tamin'ny fanantontosana ny Championnat section izay Natao tamin'ny asabotsy fah...
10/06/2025

Mankasitraka antsika rehetra nifarimbona tamin'ny fanantontosana ny Championnat section izay Natao tamin'ny asabotsy faha 07 juin 2025 lasa teo,,,
Hisolotena antsika eto Ambatolampy hanao ny championnat régional ny club 2 dia ny :
-CLUB BCI
-CLUB NBCA

👉Isaorana ihany koa ianareo Ray aman-dreny eto an tanàna Mr le maire Mika Dimbiniavo sy Mr le député Tina Razafimahefa izay efa nanohana sy mbola nampanantena fanohanana ho an'ireto club ireto amin'ny championnat régional.

👉Ny section Basket Ball Ambatolampy dia misaotra ny Ray aman dreny niteraka tonga nanotrona ny zanatsika sy isika mpitia basket rehetra 🙏🙏🙏

Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa tompoko,,,tsy diso anjara ny taranja basket -ball👉Ny Chef District an'AMBATOLAMPY👉Ny ...
13/05/2025

Mankasitraka amin'ny fiaraha-miasa tompoko,,,tsy diso anjara ny taranja basket -ball
👉Ny Chef District an'AMBATOLAMPY
👉Ny Deputé voafidy teto amin'ny District an'AMBATOLAMPY
👉Ny Ben'ny Tanàna (commune urbaine Ambatolampy)
👉Ianareo chef de service tsy an-kanavaka.
👉Ny mpandray anjara sy isika mpitia basket rehetra
Manantena fanohanana hatrany ny section basket ball Ambatolampy ho fandraisana anjara amin'ny fitaizana ny tanorantsika eto antoerana.

Aiza eee🏀🏀🏀Section Basketball Ambatolampy dia manolotra antsika FINAL INTER -ETABLISSEMENT 👉👉Samedi 10 Mai et Dimanche 1...
06/05/2025

Aiza eee🏀🏀🏀
Section Basketball Ambatolampy dia manolotra antsika
FINAL INTER -ETABLISSEMENT
👉👉Samedi 10 Mai et Dimanche 11 Mai 2025

Efa io ny calendrier des matchs ka Tongava maro Ary manotrona ny ekipatsika fa bol bé io eeee😉😉

NB:Misy hetsika manelanelana ny match
👉Sono Varatra beeeuuh

👉Programme ny match "Inter -Service"amin'ny Asabotsy 12 sy Alahady 13 avril 2025 ho avy izao.👉Hisy ny fihaonana eo amin'...
07/04/2025

👉Programme ny match "Inter -Service"amin'ny Asabotsy 12 sy Alahady 13 avril 2025 ho avy izao.
👉Hisy ny fihaonana eo amin'ny sokajy Vehivavy , izay hifanandrinan'ireto ekipa ireto :
- CBAA Ambohimandroso
- CBDAM Ambatolampy
- Santé

Sary nanamarika ny final inter -etablissement niveau II vavy sy lahy  anio 05 avril 2025Norombahan'i CEG Ambatolampy avo...
05/04/2025

Sary nanamarika ny final inter -etablissement niveau II vavy sy lahy anio 05 avril 2025

Norombahan'i CEG Ambatolampy avokoa ny fandresena teo amin'ny ekipa lahy sy vavy

👉MISAOTRA ANTSIKA REHETRA TONGA NANONTRONA

🏀🏀MARIHANA FA AMIN'NY ASABOTSY 10 MAI 2025 IZAO NO FANOLORANA NY AMBOARA REHETRA🏀🏀


👉👉ISAORANA SAHADY IREO RAY AMAN -DRENY ETO AN-TANANA MANOHANA AN'NY SECTION BASKET -BALL AMBATOLAMPY 🙏🙏🙏

👉Tsy hadinoina ihany koa ireo mpiaramiasa akaiky amin'ny section basket ball (club de dance maro isan-karazany sy DJ Didier👏🙏) indrindra indrindra isika mpitia basket ball rehetra tsy an-kanavaka😘😘

Programme amin'ny alahady 06 Avril 2025  👉Inter -Service🏀🏀
01/04/2025

Programme amin'ny alahady 06 Avril 2025
👉Inter -Service🏀🏀

👉👉Programme des matchs amin'ny Asabotsy         05 Avril 2025 🏀🏀 FINAL INTER -ÉTABLISSEMENT NIVEAU II   (FILLES ET GARÇO...
01/04/2025

👉👉Programme des matchs amin'ny Asabotsy 05 Avril 2025

🏀🏀 FINAL INTER -ÉTABLISSEMENT NIVEAU II (FILLES ET GARÇONS)🏀🏀

👉Hisy fifaninana dihy maro isan-karazany ahazahoana loka

Tongava maro ary isika ray aman- dreny sy ny mpitia basket ball rehetra hanontrona ny zanatsika eto Ambatolampy eee😉😉

👉Sônô varatra bé miaraka am DJ Didier 😁

Programme manaraka ar ee,,,🏀🏀🏀🏀
27/03/2025

Programme manaraka ar ee,,,🏀🏀🏀🏀

Tontosa omaly faha 22 mars 2025 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny "tournoi inter établissement sy inter service" i...
23/03/2025

Tontosa omaly faha 22 mars 2025 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny "tournoi inter établissement sy inter service" izay karakarain'ny SBBA(Section Basket Ball Ambatolampy)🏀🏀🏀
Mankasitraka anareo rehetra nanotrona tompoko
👉 SG ny COMMUNE URBAINE AMBATOLAMPY
👉 CHEF CISCO
👉 Solotenan'ny Délégué de la jeunesse et des sports A/mpy
👉 Ireo chef de service tonga namaly ny antso(BANK,CECAM,STAR, TRANSPORT, PROVISEUR,NBCA, LES INTELLOS, LYCEE MAHAZINA,LP FJKM,CEG sy ny service tsy ankanavaka mandray anjara amin'izao fifaninana izao.
👉Ankasitrahana Feno ny fanontronantsika rehetra mpitia basket sy n'y club misy eto amitsika

💗MANKASITRAKA FENO NY MEMBRA REHETRA ATO AMIN'NY SBBA💖

SALAMA DAHOLO E!!! 😊Ito indray ny fandaharam-potonantsika manaraka ary e😁😊!!! Ny SBBA(Section basket Ball Ambatolampy) d...
20/03/2025

SALAMA DAHOLO E!!! 😊

Ito indray ny fandaharam-potonantsika manaraka ary e😁😊!!!
Ny SBBA(Section basket Ball Ambatolampy) dia manolotra antsika:

OUVERTURE MATCH:
INTER-ETABLISSEMENT et INTER-SEVICE
Izay ahitana ireto mpandray anjara manaraka ireto:

INTER-ETABLISSEMENT:

*NIVEAU 2 sy NIVEAU 3

•LYCÉE AMBATOLAMPY
•LYCÉE MAHAZINA
•LP FJKM AMBATOLAMPY
•LES INTELLOS
•LJSCA
•CEG AMBATOLAMPY

INTER-SERVICE:
•EDUCATION
•POLICE
•TRANSPORT
•CECAM
•BANQUE
•STAR
•VAROTRA
•SANTÉ

Ka ny:

SAMEDI 22 MARS 2025

14H - OUVERTURE
•Hisy hetsika maro toy ny DIHY MIRINDRA izay ataon'ny ETABLISSEMENT mandray anjara.
•Fandraisam-pitenenana hataon'ny SECTION sy ireo nahazo ny FANASANA AUTORITÉS.

14H30 - MATCH INTER-SERVICE

TRANSPORT # EDUCATION

DIMANCHE 23 MARS 2025

14H - STAR # MPIVAROTRA

Tongava maro manohana ny ekipanao🏀😁😊

Toerana:KIANJA PISCINE HAUTE VILLE

MANKASITRAKA🏅🏀

18/03/2025

Salama daholo o😊😁🏀
Izao ndray ny fandaharam-potoantsika -ETABLISSEMENT manaraka:

ALAROBIA 19-03-2025:

TERAIN LJSCA FRERE SACRE COEUR

~NIVEAU 3 FILLES
13H-LJSCA # LYCÉE AMBATOLAMPY
~NIVEAU 3 GARCON
14H-LYCÉE AMBATOLAMPY
~NIVEAU 2 GARCON
15H-LJSCA # CEG AMBATOLAMPY

ZOMA 21-03-2025:

TERAIN CEG AMBATOLAMPY

~NIVEAU 3 FILLES
13H-LYCÉE AMBATOLAMPY # LES INTELLOS
~NIVEAU 3 GARCON
14H-LP FJKM # LES INTELLOS

Tongava maro manohana ny ekipanareo.. 😁🏀
Mankasitra.

Salama daholo😊Nanomboka ny SABOTSY 15 MARTSA 2025 ny tournoi INTER-SERCICE, izay nokarakarain'ny SBBA(Section Basket Bal...
17/03/2025

Salama daholo😊
Nanomboka ny SABOTSY 15 MARTSA 2025 ny tournoi INTER-SERCICE, izay nokarakarain'ny SBBA(Section Basket Ball Ambatolampy), izay notontosaina tao PISCINE ANTAMPOTANANA AMBATOLAMPY.
Mbola mitohy isaky ny ASABOTSY sy ALAHADY ariva ny fifaninanana ka tongava manotrona ny ekipanareo🏀😁.
Mankasitraka

Address

Ambatolampy
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SBBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share