Jiro Fanilo Antsirabe Madagascar

Jiro Fanilo Antsirabe Madagascar Fanilo Antsirabe dia fikambanana agent commercial mivarotra kit solaire amin'ny alalan'ny payGo

πŸ‘‰ Te hiasa amin’ny sehatra mahavelona sady hanampy ny mpiray monina aminao hisitraka herin'aratra ve ianao? πŸ’‘β˜€οΈNatao ho ...
04/03/2026

πŸ‘‰ Te hiasa amin’ny sehatra mahavelona sady hanampy ny mpiray monina aminao hisitraka herin'aratra ve ianao? πŸ’‘β˜€οΈ
Natao ho anao ity tolotra ity : πŸ“’ RECRUTEMENT AGENTS COMMERCIAUXπŸ“’
Olona toy izao no tadiavina :
βœ… Lahy na vavy manana karapanondro
βœ… Mazoto ny hitety ny tontolo ambanivohitra
βœ… Mahay mivarotra na efa manana traikefa ara- barotra
βœ… Manana finday (smartphone) mandeha tsara sady mahay mampiasa azy
πŸ‘‰Monina ao amin'ny Faritra :

πŸ“ VAKINANKARATRA_Antsirabe II : Manandona, Sahanivotry, Vinaninkarena.


Ity ny rohy (lien) fisoratana anarana : πŸ‘‡
https://www.canva.com/design/DAFOoqgpWik/view
* π‘‡π‘œπ‘¦ π‘–π‘§π‘Žπ‘œ 𝑛𝑦 π‘šπ‘Žπ‘›π‘œπ‘˜π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘Žπ‘§π‘¦ : π΄π‘‘π‘Žπ‘œ 'πΆπ‘œπ‘π‘–π‘’π‘Ÿ" 𝑛𝑦 π‘Ÿπ‘œβ„Žπ‘¦ > π‘ π‘œπ‘˜π‘Žπ‘“π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 πΊπ‘œπ‘œπ‘”π‘™π‘’ πΆβ„Žπ‘Ÿπ‘œπ‘šπ‘’ > 'πΆπ‘œπ‘™π‘™π‘’π‘Ÿ' π‘’π‘œ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›'𝑛𝑦 "π‘π‘Žπ‘Ÿπ‘Ÿπ‘’ 𝑑𝑒 π‘Ÿπ‘’π‘β„Žπ‘’π‘Ÿπ‘β„Žπ‘’". Mila connexion internet
Ao no ahitΓ na ireo asan'ny agent commercial, ireo tombotsoa ho azonao
✍ Soraty androany ny anaranao ✍
𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐲 𝐧𝐲 034 22 612 08 𝐍𝐀 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚𝐬𝐚 𝐑𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐑𝐚𝐟𝐒𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐑𝐚 𝐦𝐒π₯𝐚 πŸπšπ§πšπ³πšπ―πšΜ€π§πš 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐒𝐧𝐲.
Andao zarazaraina ny tolotra, tsindrio ny "Partager" ary asio hoe "PartagΓ©" ao amin'ny commentaire
🌞Fanilo Madagasikara π™’π™žπ™©π™€π™£π™™π™§π™– π™π™–π™―π™–π™«π™–Μ€π™£π™–πŸŒž

Mitady asa sy vadin'asa / Tolotr'asa isan-karazany / Tolotr'asa ,vadin'asa/mitady asa Zara Soa TOLOTR'ASA NA MITADY ASA

πŸŽ‰πŸŽ‰2026πŸŽ‰πŸŽ‰
02/01/2026

πŸŽ‰πŸŽ‰2026πŸŽ‰πŸŽ‰

Tolotra milay ho famaranana ny taona 2025 πŸ˜‰β€’ 25000ar ny petra_bola voalahany πŸ₯³β€’ Garantie 2 taona πŸ‘β€’ Instalation gratuit ...
23/12/2025

Tolotra milay ho famaranana ny taona 2025 πŸ˜‰

β€’ 25000ar ny petra_bola voalahany πŸ₯³
β€’ Garantie 2 taona πŸ‘
β€’ Instalation gratuit na aiza na aiza misy anao πŸ‘Š

aza misalasala ary miditra afatra miafina (mp) na miantso mivany amin'ny laharana
0381324223.

Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina,"Kit Solaire anti dΓ©lestage " afaka aloa tsikelikely ny vidiny, ary misy garan...
22/12/2025

Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina,
"Kit Solaire anti dΓ©lestage "
afaka aloa tsikelikely ny vidiny, ary misy garantie 2 taona be zao πŸ˜‰

Aza misalasala ary miditra afatra miafina na miantso ny laharana
0381324223.

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jiro Fanilo Antsirabe Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share