Pixie Frame

Pixie Frame Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pixie Frame, Home decor, 0914 C 58, Antsirabe.

Offrez à votre animal la place qu’il mérite : un cadre photo personnalisé qui valorise vos plus beaux souvenirs. 🖼️😸🐶

Animaux : Chien & Chat

👉Conception 48h

NIF: 4019****625 N°00******/DGI-N
STAT : 74908 12 2026 0*****

Izy no Tanjona, Dragon voalohany nataonay tao anaty cadre 😁
14/04/2026

Izy no Tanjona, Dragon voalohany nataonay tao anaty cadre 😁

1 minute de silence à tous nos animaux de compagnie 😥🙏Matetika adinontsika  ny mahatsiaro kely an’ireo namantsika efa no...
26/03/2026

1 minute de silence à tous nos animaux de compagnie 😥🙏

Matetika adinontsika ny mahatsiaro kely an’ireo namantsika efa nodimandry ireny 😥

Tsy hoe biby izy de hoe adino any, na hoe tsy fananintsika aza.

Fa aleo mba omena lanja ihany izy ireny satria nanampy sy nampifaly antsika tamin’ny andro nahavelomany 😊

Samia ary manotra ny anaran’ny alikany na sakany efa lasa eo amin’ny commentaire 😊🙏

Concept vaovao be 😍Manao cadre personnalisé disponible en taille A3  : 29,7 × 42 cmPhoto  effet dessin ny saka na alika ...
17/03/2026

Concept vaovao be 😍

Manao cadre personnalisé disponible en taille A3 : 29,7 × 42 cm

Photo effet dessin ny saka na alika + Cadre Noir avec vitre

⛔Izany hoe, mandefa sary ianao, dia 48h ny conception

Manao livraison any amin’ny faritra ihany ko😁👌

Aza misalasala raha fanazavana hafa an ? 😊

Afaka miaraka mipetraka tsara ao an-trano ve ny saka sy ny alika ozy nareo ? 😅
17/03/2026

Afaka miaraka mipetraka tsara ao an-trano ve ny saka sy ny alika ozy nareo ? 😅

Hoan'izay mbola tsy nahita any sarin'le Mozy, de io ny sariny io 😊Taggeo ao amin'ny commentaire eo ny namanao mbola tsy ...
24/02/2026

Hoan'izay mbola tsy nahita any sarin'le Mozy, de io ny sariny io 😊

Taggeo ao amin'ny commentaire eo ny namanao mbola tsy nahita 😁

Mba hafa kosa ny anaran'ny alika nareo zany ka 🤣...
23/02/2026

Mba hafa kosa ny anaran'ny alika nareo zany ka 🤣...

Ireto ary commande ny volana février. Mankasitraka antsika tamin'ny fahatokisana 😍Mbola mandray commande foana  izahay a...
23/02/2026

Ireto ary commande ny volana février.

Mankasitraka antsika tamin'ny fahatokisana 😍

Mbola mandray commande foana izahay an 😁👌

18/02/2026

Efa nivaoka sahady ny cover tsara be ry zareo an 💡

Aza adino fa izahay ato amin'ny Pixie Frame dia afaka manao portrait personnalisé any mimi na any tôtô an + miaraka amin'ny cadre tsara be mety atao décoration tsara ao an-trano 😉

Taille A3 amin'ilay lehibe foana hatrany 👌

Tiko ianao ry ampoule 💖😍
18/02/2026

Tiko ianao ry ampoule 💖😍

Nicky no anarany, Anisany saka vavy tena tsotra izy ary tia mitaiza ny zandriny be mihitsy.Fa indrisy tsy hita intsony i...
17/02/2026

Nicky no anarany,

Anisany saka vavy tena tsotra izy ary tia mitaiza ny zandriny be mihitsy.

Fa indrisy tsy hita intsony izy 😢

Tsy hay na very na hoe nisy nangalatra

Fa dia natao sary ao anaty cadre izy izao mba ho fahatsiaronay azy sisa no azonay natao😢

En mémoire de la belle Nicky 🖼️

Address

0914 C 58
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pixie Frame posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category