01/04/2025
Tamin'ny fidinana ifotony nataon'ny ekipa ny éco-Bio ny dimanche faha 30 Marsa lasa teo , dia nisy fanadiovana toera- mpamokarana (nettoyage du terrain d'exploitation) izay nikarakarain'ny ekipa tany amin'ny fokotany antanamitaragna ho fampiroboroboana ny famokarana vokatra biolojika mifototra amin'ny fampiasana zezika organika nivokarin'ny éco-Bio compost fertilization . Ary marihina fa efa nisy ny fampiharana izay nampiharana zezika organika toy ny compost mba hanatsarana ny fahavokaran'ny tany.🌽🌳🍊