27/05/2026
🏗️✨ MOULE & PAVÉ CONSTRUCTION ✨🏗️
👉 Vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po ho anareo mpanjifa 🤝
🔹 Moule silicone
✔️ Mora ampiasaina 👍
✔️ Mahavita pavé malama sy tsara kalitao
✔️ Mafy sy maharitra ⏳
📚 Omena MAIMAIMPOANA koa:
✔️ Torohevitra momba ny dosage (ciment 🧱, fasika, sns…)
✔️ Fomba fampiasana ny moule 🛠️
✔️ Fikarakarana hahazoana pavé tena tsara kalitao 👌
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara 🇲🇬
⚡⚡Koa raha mahaliana anao izany,mandefasa hafatra miafina (MP) na
📞 Antsoy izahay raha liana:
☎️ 034 55 778 17
📱 038 83 706 30 (WhatsApp)
🌿 Karakarainao ny tokotaninao, ataovy tsara tarehy sy maoderina 😍
👉 miaraka amin’ny Moule&pavé construction 🏡✨