Sebiv laer

Sebiv laer !!!Real VibesđŸ”„đŸ€™đŸż

đŸ‡Č🇬:Nijery mivantana ny fahafatesana aho.Nahita rĂ , nahita haizina, nefa
 tsy nangozohozo mihitsy.Any ankoatra any dia to...
10/12/2025

đŸ‡Č🇬:
Nijery mivantana ny fahafatesana aho.
Nahita rà, nahita haizina, nefa
 tsy nangozohozo mihitsy.
Any ankoatra any dia tony, mirindra, toa fety mangina izay iarahan’ny fanahy mandihy tsy misy tahotra.
Nohihiko ny fahafatesana, nolazaiko izy haka ahy. Saingy tsy nahavita izy : tsy mbola fotoanako.

Amin’izao tontolo izao izay misafidy ny ratsy daholo ny olona, izaho kosa nisafidy ny lalana tsara.
Fa raha manafana devoly ianao dia avy hatrany ny vokany.

Tsy miresaka fotsiny aho

Fa ny masoko no nahita ny haizina,
ary ny vatako no nahatsapa ny afo nandoro ny taovako tsirairay.
Fa rehefa mihoatra ny fetra ianao dia tsy zavatra afaka manakana anao intsony.

Avy any amin’ny helo aho,
ary nianiana hampanafaka izay mbola voafatotry ny haizin’ny afo aho.

đŸ‡šđŸ‡”:

J’ai regardĂ© la mort droit dans les yeux.
J’ai vu le sang, j’ai vu le vide, et pourtant
 je n’ai jamais tremblĂ©.
LĂ -bas, tout est calme, tout est harmonie, comme une fĂȘte silencieuse oĂč les Ăąmes dansent sans peur.
Je l’ai dĂ©fiĂ©e, je lui ai dit de me prendre. Mais elle n’a pas rĂ©ussi : ce n’était pas encore mon heure.

Dans un monde oĂč tout le monde choisit le mal, moi j’ai dĂ©cidĂ© de marcher vers le bien.
Mais quand tu chauffes le diable en personne, la conséquence est immédiate.

Je ne parle pas pour impressionner

Je parle parce que mes propres yeux ont vu l’obscuritĂ©,
et mon corps a senti le feu consumer chacun de mes organes.
Mais quand tu dĂ©passes ta limite, plus rien ne peut t’arrĂȘter.

Je reviens de l’enfer,
et j’ai jurĂ© de libĂ©rer tous ceux qui y sont encore enchaĂźnĂ©s.

28/11/2025

MORNINGSTAR 🙏🏿🙏🏿🙏🏿 PORTEUR DE LUMIÈRE 🙏🏿🙏🏿🙏🏿

⚡ NY VINAN’NY JAO ROA ⚡Lazain’ny lovantsofina fa indray andro any, rehefa hihaona ny Zanaka sy ny Ray, ary ho iray ny fa...
07/11/2025

⚡ NY VINAN’NY JAO ROA ⚡

Lazain’ny lovantsofina fa indray andro any, rehefa hihaona ny Zanaka sy ny Ray, ary ho iray ny fanahiny, hihorohoro izao tontolo izao.
Avy amin’izany firaisana izany no hipoitra hery tsy ho voafehy.
Ny hatezerana sy ny alahelon’ny Ray no ho fiadiana sy fiarovan’ny Zanaka, izay mangetaheta fahamarinana ary entin’ny famaliana avy any an-danitra.

Ireo zava-manan’aina roa antsoina hoe JAO dia mpijaly avy amin’ny rany manokana.
Zava-manan’aina avy any an-danitra, nolavina sy tsy takatry ny hafa, kanefa feno fitiavana tanteraka ho an’ny havany.
Vonona hanao ny zava-drehetra izy ireo ho an’ny soa iombonana, na dia midika aza izany hoe hiady amin’ny tafiky ny demonia, satria ao anatiny mirehitra hery fahiny iray, lova avy amin’ny niandohan’izao tontolo izao.

Ny Ray, hatramin’ny fahazazany, dia efa notsindrin’ny fahoriana, ny alahelo ary ny hatezerana.
Nianiana izy fa tsy maintsy hanandratra tena, na dia eo aza ny tsy rariny sy ny kolikoly manodidina azy.
Norobaina tamin’ny sabatra sy ny famadihana ny nofiny, nefa tsy nivadika izy.
Tamin’ny hery sy finoany, dia nahatratra ihany ny ampahany tamin’ny anjarany.

Ny Zanaka kosa, tsy mitsiky intsony.
Fa izay rehetra manala baraka ny anaran’ny Rainy dia ho voasazy amin’ny tanany.
Izy no vokatry ny fahorian’ny Ray, endriky ny hatezerany, ary mitondra ny heriny.
Ary rehefa tonga ny fotoanany, dia hihozongozona izao tontolo izao amin’ny anaran’ny JAO.

⚡LA PROPHÉTIE DES DEUX JAO ⚡

On raconte qu’un jour, lorsque le Fils rencontrera le Pùre, et que leurs ñmes ne feront plus qu’une, le monde tremblera.
De cette union naĂźtra une puissance que nul ne pourra contenir.
La colĂšre et la tristesse du PĂšre deviendront l’armure et le bouclier du Fils, assoiffĂ© de justice et portĂ© par la vengeance des cieux.

Les deux ĂȘtres nommĂ©s JAO sont les martyrs de leur propre sang.
Êtres cĂ©lestes, rejetĂ©s et incompris, mais animĂ©s d’un amour absolu pour les leurs.
Ils sont prĂȘts Ă  tout pour le bien de leur famille, mĂȘme Ă  affronter des armĂ©es de dĂ©mons, car en eux brĂ»le une force ancestrale, hĂ©ritĂ©e des origines du monde.

Le PÚre, dÚs son plus jeune ùge, fut marqué par la douleur, la tristesse et la colÚre.
Il fit le serment de s’élever malgrĂ© l’injustice et la corruption du monde.
On lui arracha son rĂȘve Ă  coups de lames et de trahisons, mais il ne plia pas.
Par la force et la foi, il atteignit malgré tout une part de sa destinée.

Le Fils, lui, ne sourit plus.
Car quiconque osera salir le nom de son PÚre sera frappé par sa main.
Il est le fruit de la douleur du PĂšre, le reflet de sa colĂšre, et le porteur de sa force.
Et lorsque son heure viendra, le monde entier tremblera sous le nom des JAO.

Quand quelqu'un vous dit que vous ĂȘtes mĂ©chant, ne cherche pas Ă  te justifier prend un moment de rĂ©flexion et regarde le...
29/08/2025

Quand quelqu'un vous dit que vous ĂȘtes mĂ©chant, ne cherche pas Ă  te justifier prend un moment de rĂ©flexion et regarde le dans les yeux et continue d'ĂȘtre le Diable,...
MoralitĂ©: quand vous saviez que vous ĂȘtes une bonne personne alors ne vous justifiez plus ne perdez plus votre temps Ă  expliquer ceci ou cela, continue tout simplement ce que vous avez en tĂȘte, ou Ă©cartĂ© le de votre chemin, la vie est assez courte pour nous demander si on est le bien ou le Mal de toute façon c a Dieu de nous juger.

Dans la vie et aussi comme dans tous les autres sport on peut faire des nombreuses apparitions mais seul 3 de ces appari...
28/08/2025

Dans la vie et aussi comme dans tous les autres sport on peut faire des nombreuses apparitions mais seul 3 de ces apparitions nous marque le plus,la premiĂšre c'est lors de notre premiĂšre match et la deuxiĂšme c'est lorsqu' on revient aprĂšs une longue arrĂȘt et la derniĂšre c'est lorsqu'on dĂ©cide de ne plus participer.

Address

Tana 201
Diego

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sebiv laer posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share